o mila naman aho e! fa namana fotsiny an!

1. ladzy ( 10/05/2006 13:20)
:lol:misy hevitra mahasoa betsqaka ra mazoto miresaka @ ity serasera ity ianao
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 05:53
2. Fiffi ( 10/05/2006 13:23)
tongasoa aloha i ladzy :) :-* de mazotoa koa ary ! :)
3. Okay ( 10/05/2006 15:51)
Hey, Inona ar zany hevitra zany é. De ifampizarao hiarahan-komana é.
Za kou te ho namanao "fotsiny" é.:-*
4. Fiffi ( 11/05/2006 04:47)
Okay: namana daholo ny eto an! :) ka aza misalasala!
5. llalah ( 11/05/2006 06:59)
Salut!
Dia mba lazao amin'izay ary ilay hevitra mba hifampizarana fa za koa ange mba manana hevitra sy dinidinika mba ilako hevitra avy @ namana fa arosoy aloha ny anao vao arosoko ny ahy .
6. ari.malala ( 11/05/2006 10:34)
tonga soa de miandry anle hevitra milay b aza e
7. Fiffi ( 11/05/2006 11:37)
8. arson ( 11/05/2006 11:37)
Tonga soa e!
Mahafinaritra be ny hiaino izany hevitra milay be zany fa mba alefaso.
dia izao koa e!izaaho mila namana fotsiny koa, fa mba efa tafiditra ve aloha ny mombanao ho jerena.
Toa hafinaritra be ny miaraka @olona be hevitra izany an!sa tsy izany ry ari.malala.8-):/
9. Fiffi ( 11/05/2006 11:41)
ladzy: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0036.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/bienvenue.gif[/IMG]
10. arson ( 12/05/2006 06:19)
za hoa mila namana koa, sady olon-tiana mihitsy fa enao aloha lahy sa vavy e :?:
11. Fiffi ( 12/05/2006 11:12)
arson: hummmm
12. arson ( 12/05/2006 12:42)
hummmm amin'ny ahoana ary!za zany mintsy.
sa ahoana ry akama a! rehefa ela itadiavana eto ve tsy ahita.
13. Fiffi ( 12/05/2006 17:25)
arson: de tadiavo zany koh ! malala ny sehatra ! jere ange mihisa firy ny mpikambana ato eh!:)
14. punky ( 14/05/2006 11:34)
za koa mila namana fa te hikozi amin'olona be hevitra be mihitsy koa za
zai zani eeeeeeeeeeeee
15. Fiffi ( 14/05/2006 14:31)
tonga soa punky ! :) de mikozia zany koh! namana daholo ny eto an! :)
16. Fiffi ( 14/05/2006 14:33)
punky: fa tsy mbola feno ny mombamomba anao ka tsy fantatra na lhl na vhv enao !:roll: :)
17. arson ( 15/05/2006 05:58)
punky:za ko mba gaga aminao.fenoy alo le momba2nao de ok!@izay ko mazava oazy ny kozy e!sa tsy zany ry ladzy.
tonga soa ko alo PUNKY!:^)
18. Fiffi ( 15/05/2006 06:30)
arson: ountsss ! soloy kosa le :^) eh! mba hataovy hoe :) na :D na :-* :-D:-D:-D:-D:-D
19. arson ( 15/05/2006 11:05)
zany ve? aoka mba io e!:roll:
20. Fiffi ( 15/05/2006 12:03)
arson: ountsss !! manao tongasoa ve akia de io no hatao ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3196