ny film malagasy

1. kambanaprod ( 10/05/2006 07:29)
Ilaina tokoa ny fijerena ireny film ireny satria misy anatra maro samihafa ary sady ialana voly ihany koa , manorata ary amin'ny adiresy kambanaprod@yahoo.fr raha misy tianao resahana
2. Fiffi ( 10/05/2006 07:53)
fa maninona raha hatao eto le resaka ? :wink:
de inona ny titra le film ? de aiza no ahazahoana mividy azy ? :) de @ zay mba samy mahafantatra koh!:)
3. Fiffi ( 10/05/2006 08:03)
kambanaprod: satria manko sao de mba misy namana mba te-hahafantatra ireo film ireo nefa tsy afaka manoratra na tsy sahy manoratra any aminao ?
4. zakoo ( 10/05/2006 09:19)
Mahakamo sy mahasosotra nge ny mijery ny film gasy e!Tokony mbola hiezaka mafy ny acteur sy actrice fa ny mijery camera no mbola mahafinaritr'az reo, ny dialogue aotra be(00), ny tantara tsy voadinika fa maika fotsiny hamoaka film raha vao mba manana vola kely azo ampiasaina,ny sasany aza moa de mangala-tahaka ny film any ivelany fotsiny, ny casting tsy mande @ tokony ho izy (ny acteur & actrice ngamba no tsy ampy).Mbola tsy ao mitsy sika e!
5. zazakely ( 10/05/2006 11:04)
efa ao 'zany fa saingy zao ,ingahy kos efa manana 'zany evitra 'zany fa maninona raha ingahy no manao prodicteur fa 'zany ny tsy ampy letsy sa ahona ?!!!
6. kambanaprod ( 10/05/2006 13:46)
Film vao hivoaka tsy ho ela ef vita ny tournage fa miandry kely manorata kambanaprod@yahoo.fr raha mila fanazavana OK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.101