Mbola ASTON MARTIN DBS ihany no fiaran'i JAMES BOND 21.....

1. gasypantin ( 09/05/2006 12:00)
Mbola fiara ASTON MARTIN izay fiara anglisy ary isan'ny fiara tena lafo vidy tokoa , no mbola ho fiaran'i JAMES BOND faha 21: CASINO ROYAL ,izay lasa DANIEL CRAIG moa fa tsy i PIERCE BROSNAN intsony no JAMES BOND vaovao.BMW ihany no nanana contrat t@ film hatrizay fa dia fiara anglisy toy ny ASTON MARTIN sy ny LOTUS foana no fiara nampiasaina hatrizay.

http://fr.cars.yahoo.com/06052006/194/aston-martin-my-name-is-dbs-aston-dbs.html
novalian'i dadabe ny 15/05/2006 09:39
2. Fiffi ( 09/05/2006 13:11)
hummmmm ! fiara zany an ! milay an! :)
3. lapino ( 09/05/2006 13:43)
Tsy ilay daban'i Johnny Engliss ve io ? :)
4. petsambava ( 10/05/2006 08:01)
ie vamn'i JOHNNY ENGLISH tokoa io i MR BEAN no nilalao ilay film
5. dadabe ( 15/05/2006 09:39)
:°):°) vamm-ko less io ry zalahy a, fa namidiko t@ i mister beann
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1717