MIARAHABA, MIARAHABA, MIARAHABA, MIARAHABA !!!!!!

1. FARAGELO ( 06/05/2006 06:08)
Tonga tsy miarahaba hono ... , noho izany de MIARAHABA!
Vaovao moa ny tena araka izao lohahevitra zao de MIARAHABA,
Tsy ho lava koragna satria tsy dia mahay miteny fa raha mikabary in-1 hoatry ny mihira,
Koa hiainga ary isika fa de eo ampitetehana mahita ny atiny;
Fa ny fiangaviana fotsiny de mba atoroy aloha zahay vaovao fa tsy mbola maro zavatra hainay @ ty dinika ty,
Fa nareo in-1 moa no hatoro voanjo hadina, non!
Namanareo ihany zahay eh!
NB: Presentation fotsiny iny an; am maha vaovao anay sao fo tsika gaga hoe inn no tian lery hambara !!!
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 04:01
2. Fanja1 ( 06/05/2006 06:17)
tongasoa eto @ serasera zany i faragelo! de atovy zay mety e!!! mahatamana be eto no mahafinaritra daholo ny namana rehetra:)
3. Fiffi ( 06/05/2006 06:42)
4. FARAGELO ( 06/05/2006 07:05)
Ho averimberiko eto in-1 ilay fisaorana eh!
De ny mbola hoavy @ firariantsoa dia efa isaorako sahady, hihihi anticipé
5. diamondra27 ( 06/05/2006 08:18)
fanja: zany an! tamĂ na ve njy?
De ahoana le ary ambadika izany? tsy asianky sira ny tenin'i tapane an!alazako njy:wink:
6. Fiffi ( 07/05/2006 04:01)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.184