resaka taratasy

1. xxx ( 05/05/2006 15:47)
misy taratasy gasy/vozongo amidy aty an dafy zao ary maika b... karapapaka2000@yahoo.fr
novalian'i Evah ny 30/06/2006 08:47
2. Fiffi ( 05/05/2006 16:19)
:roll:
3. Fiffi ( 05/05/2006 16:22)
misy taratasy gasy/vozongo amidy aty an dafy zao ary maika b...
fa inona zany ? ary inona kay no idiran'io ato @ namana vao2 ?
4. Herimiafina ( 05/05/2006 16:25)
Angaha ny taratasy kay azo hamidy e? sa resaka ambanin'ny tany ilay izy leisy ry xxx? :°)
5. diamondra27 ( 05/05/2006 16:26)
ohatrinona ny vidiny

de ovian ny enchère no manomboka?

hummm raha tratra @izao nareo de minan fatiny an!tanjemo
6. betty ( 05/05/2006 16:32)
lolllll
1 euros :p de vidiako
7. sipagasy ( 05/05/2006 16:33)
mmhhhh :-o
8. Fanja1 ( 05/05/2006 16:35)
sao mba higadra @ izany eo e! mba marina e!aza miditra @ kizo sady zao zareo efa tena sarotiny be an!
betty tsssss bizzzzzzz njy
diam's hahahha
9. Herimiafina ( 05/05/2006 16:37)
Aiza izany kizo izany fa toa otran,ny mbola tsy hitako, te ho any kely aho haka eksperiansa, hehehe=))
10. Fanja1 ( 05/05/2006 16:40)
herimiafina ka any anatin'i maizina e!;-)
11. Herimiafina ( 05/05/2006 16:48)
Fa ny taratasy angaha azo amidy marina any andafy any e? gaga be zah klé. Ny aty aminay mantsy amidy fa tsy azo eo no eo fa afaka roa taona klé. :°)
12. Fiffi ( 05/05/2006 16:52)
fa inona aloha ilay taratasy eh ? CNI ve ? wadrayyyy !!! de miandry anao ny any am-ponja !!
13. diamondra27 ( 05/05/2006 16:55)
fanja::lol: kiss njy, variana eo njay aakia za, bedy ve?

HM: aty no tena betsaka manao an'io ; na reny tavaratra reny za feno manao an'io
raha vao miditra jeux en ligne yahoo elah, de raikitra oe: aiza enao mipetraka? de efa manontany ao izy etc...

aza miditra @izany oa
14. Herimiafina ( 05/05/2006 16:56)
Ary sao de misy manana taratasy tavaratra any fa zah mantsy te handeha ho any hanapoaka baomba. hehehehe:-D
15. diamondra27 ( 05/05/2006 17:27)
HM/ tsy ny tavaratra no manana taratasy fa ny sipa vaza taratasy. Asa iza no mahita sao misy manana eto

bomba inona no apokanao any : efa vonona ngah ny matos rehetra
16. fijo ( 05/05/2006 18:26)
hery an,sao dia hanahirana ity resaka eto ity????
17. Fiffi ( 05/05/2006 19:16)
possible !
18. zouzou ( 05/05/2006 20:40)
Herimiafina:

Ary sao de misy manana taratasy tavaratra any fa zah mantsy te handeha ho any hanapoaka baomba. hehehehe:-D


ny ahy taratasy PQ no hamidiko, mbola tsy niasa fa jôjôpla be an =))=))=))

19. Fiffi ( 06/05/2006 04:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. Fanja1 ( 06/05/2006 06:15)
za efa miteny aminareo fa efa bdb ny tratra an! adinoy io hevitra io r'ireto oooooooooo
diam's bizzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz, tssy bedy fa efa samy olondehibe ka :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115