AUCUN PRESIDENT MALGACHE N'EST SORTI PAR LA GRANDE PORTE....

1. xxx ( 04/05/2006 15:43)
Mandrak'izao dia tsy mbola nisy filoha malagasy aloha na 1 aza niàla t@m-boninahitra sy bon exemple..Tao ny tsy maintsy nametra-pialàna,tao ny nisy nitifitra,tao ny empêché...Rehefa tonga eo @ fitondràna dia saro-piaro tokoa ny olona ary tena lasa ANDRIANINA...fa refa avy eo ireo ihany no hanatitra azy eny @ PILATO.
Nampatsiahy ny sampa-kazo raha niditra tao Jerosalema ny tompo notsenaina t@ karipetra midorehitra nony avy eo ireo ihany no nampamantsika azy teny ambony lacroix tao GOLGOTA.:?::?:...looza izany asa ity farany ity na hanao ahoana?
2. besorongola ( 04/05/2006 16:27)
Samy tsy dia afaka tokoa ireo filoha gasy hatr@ izay, fa mba tadidiko ihany izany Tsiranana efa tsy filmoha intsony fa nandehandeha teny Analakely. I.e mahy miala rehefa hita fa tsy ho lasa intsony ny afera
3. xxx ( 04/05/2006 17:03)
mahatsiaro an'ilay rangahy tany amorona a amin'io an!! tretrika ry ingahy naotra a!!
4. Fiffi ( 04/05/2006 18:26)
ary Ramantsoa ?
5. sareraka ( 04/05/2006 18:31)
RAMANANTSOA nametra-pialàna dia nanome ny fahefana t@ i RATSIMANDRAVA..
KA INONA NO TSY MARINA @ IZANY?
6. ds ( 04/05/2006 20:01)
Ramanantsoa toa lehiben'ny fitondram-panjakana izay voatendry (chef du gouvernement) fa tsy filoham-pirenena izay voafidy (président de la république) sa ?

sareraka:

RAMANANTSOA nametra-pialàna dia nanome ny fahefana t@ i RATSIMANDRAVA..
KA INONA NO TSY MARINA @ IZANY?



7. fijo ( 05/05/2006 03:20)
marina izany ry ds,
aza kivy fa mbola hisy hiala ampahendrena eo e
8. Fiffi ( 05/05/2006 03:46)
ka raha tsy nisy prezidà tsy mbola nivoaka t@ varavarana lehibe ka hatao ahoana ary eh ?
9. methode ( 05/05/2006 14:33)
Mety hivoaka ato amin'ny serasera ato izay Filoha mivoaka amin'ny varavarana lehibe izay!
10. Herimiafina ( 05/05/2006 15:22)
Raha mbola halabato sy tsindribokotry ny Frantsay no nahatongavany teo dia norma raha tsy mivoaka ny varavarambé izy.

Zah manokana aloha tsy de tia mitondra tany ancien zanantany izany eny na dia tolorana seza aza! Danza be io, aleoko ihany mpamboly tsotra mamboly ny variko etsy antanimbary klé. :°)
11. naughtyboy ( 06/05/2006 08:34)
nisy iray iny ko tsy azo adino na de par interim aza Pdt Ratsirahonana..
12. methode ( 06/05/2006 15:10)
Sao dia mba tokony ho any amin'ny resaka pokitika aloha izy ity e? Sa inona le maha-vavolombelona azy?
13. naughtyboy ( 07/05/2006 06:21)
Isika anie no vavolombelony politika e, politika mangarangarana ho any vahoaka momba ireo lalana mifehy ny mpitondra no aleo azava dia mety ho hafa koko ny hiseho..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2128