kofy na sipa tia speed metal

1. khaina ( 04/05/2006 10:13)
:)tsy haiko raha mba misy kofa tena mankafy true metal(speed melodique,heavy,power)mba afaka hifanerasera sy hifanakalo vaovao amiko indrindra moa fa ireo vazo tena mahafatifaty ao amin'io karazam-bazo io ohatra edguy, strato,sonata,vision divine.....afaka mandray mail mivantana koa aho raha toa ka izay no tena mety tsy mifidy na foko na fihaviana indrindra indrindra sipa tena mirevy heavy
dia manantena valiny mahafapo avy amin'ny namako aby
novalian'i hniala ny 15/06/2006 07:53
2. mamzelkely ( 04/05/2006 10:39)
mhhhhhhh le heavy klou ts de voako njay ee aleo le tsostsotra :-D:-D
3. cutie ( 05/05/2006 23:50)
le tena drindrangilo reny ve zany ::-D:-D:-D:-D
raha tsy misy mpihira de tiako :P
4. pimaso ( 29/05/2006 09:20)
LIFE IS METAL
FUTUR IS SPEED
I AM A THRASH MEN
WHAT DO YOU SEE?
SEE YOU
5. stanl ( 08/06/2006 08:27)
milay be nge ireny mozika ireny é sa favy mihintsy
sa ahona hoy :oops::-D:-D:-D:-D:oops::oops::-D
6. hniala ( 15/06/2006 07:53)
Zà klo taloha tia taloha fa nony nanambady d niova taranja fa leo be ny vadiko maheno an'ilay hira :lol:

fa tsara reny ka :wink:

mba enoy nge e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1506