You are here: home > Forum

angovo

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : angovo
Valiny : 3
rasah - 28/04/2006 09:17
@ izao fidangan'ny vidin'ny solika izao dia tokony hanomboka hijery hevitra ny fanjakana @ fitadiavana angovo mety hahasolo ny solika. i brésil ohatra dia efa ela no nampiasa ny ethanol (nalaina avy @ fary) ho angovo mampiodina ny fiara.
Valio | Miverina eny ambony
jentilisa - 28/04/2006 12:15
efa ela anie izany resaka izany no teto e!
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 28/04/2006 12:33
sady vao misy an'ity dinika ity ao @ "fiarakodia"
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 28/04/2006 22:07
rasah any @ forum fiarakodia jerena ny valiny
Valio | Miverina eny ambony