Ethanol - Vahaolana iray aminy Fikaran'ny vidiny Essence

1. zandikely ( 26/04/2006 00:00)
Manoloana ny fiakarany vidiny essence, ry zareo bresilianina, tena efa lasa lavitra aminy fampiasana ny Ethanol. Ohatra ny 7 sur 10 ny fiarakodia nivoaka farany ao San Paolo dia mandeha aminy Ethanol daholo. Ny Ethanol moa dia alccool azo aminy canne à sucre. Mazava ho azy fa raha tehampiasa Ethanol dia mila fiara Flex, fa ny mpanamboatra fiara tahaka ny Renault dia efa miezaka manamboatra fiara Flex.
Azony Madagascar atao tsara mijery ity solution brésilienne ity satria, raha ny tany any Madagascar dia azo hamokarana canne à sucre tsara.
Ny avantage hafa koa aminy fampiasana Ethanol dia tsy mampisy polution loatra koa ny fampiasana azy.
novalian'i MOORE007 ny 07/05/2006 08:19
2. Fiffi ( 26/04/2006 03:20)
tsara dia tsara tokoa izany , indrindra fa nohon'ny vidin'ny lasansy miakatra lava izao , ary indrindra koa ho an'ny "couche d'ozone" saingy raha vita any M/car izany , iza indray no afaka hividy izany fiara zany ? na ny fanolohana na ny famadihana azy mba andeha @ io ?
3. cutie ( 26/04/2006 10:50)
zandikely hevitra mety io fa ny mpanantanteraka azy no tsy hay
4. mandrindra ( 26/04/2006 11:34)
efa ela izany zavatra izany no nisy tany madagasikara saingy tsy nitrandraka isika. fantaro fa ny orinasa sirama dia mihodina amin'ny autosuffisance, ny faikan'ny fary avy angalana sirmamy no angalana hery hampandeha ny milina ao amin'io orinasa io.
ankehitriny dia ny jatropha no mampikaondoha ny fanjakana ny ambolena azy mba ahafahana maka hery.
5. Achia ( 26/04/2006 14:22)
ka tsy hiady @ patron ndray zany reny chauffeur na taxi mpisotro alikaola reny , marina tsy ho sotroandry zalahy ny lasantsy refa tsisy kil
6. cutie ( 26/04/2006 14:34)
achia:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 26/04/2006 17:25)
zandikely:

Manoloana ny fiakarany vidiny essence, ry zareo bresilianina, tena efa lasa lavitra aminy fampiasana ny Ethanol. Ohatra ny 7 sur 10 ny fiarakodia nivoaka farany ao San Paolo dia mandeha aminy Ethanol daholo. Ny Ethanol moa dia alccool azo aminy canne à sucre. Mazava ho azy fa raha tehampiasa Ethanol dia mila fiara Flex, fa ny mpanamboatra fiara tahaka ny Renault dia efa miezaka manamboatra fiara Flex.
Azony Madagascar atao tsara mijery ity solution brésilienne ity satria, raha ny tany any Madagascar dia azo hamokarana canne à sucre tsara.
Ny avantage hafa koa aminy fampiasana Ethanol dia tsy mampisy polution loatra koa ny fampiasana azy.

Mety dia mety kah! Rha ny alikaola vokarina ao madagasikara ao, sy ny taux d'éthanol hita any amin'izy ireo na ny toaka gasy aza dia azo hanaovana an'io Carburant ternaire=Carburol io avokoa 75% essence ary 25% alikaola.

Mi-economiser 25% amin'ny budget importation ny fanjakana amin'izay.
Ny olana? firy ny fiara mandeha essence any dago, firy ny fiara mandeha gas-oil? Interressant ve raha toa ka gas-oil no betsaka ao Dago? :@

8. zandrikely ( 01/05/2006 07:59)
efa misy manao io any , miaraka @ amerikana , ry zareo , ary efa manomboka hono fa tsikelikely ,
9. tedrand ( 04/05/2006 10:39)
Koa tsy ho sahirana ve ny mpitandro filaminana rehefa mampanao test d'alcoolémie,satria tsy fantatra na ny fiara no mamofona na ilay mpitondra fiara? Vazivazy io fa ny tena marina diambola mila vola be io fanamboarana io vao ho tafita. Veloma!
10. MOORE007 ( 07/05/2006 08:19)
Ka toa ny an'ny olona foana no resahintsika? Fa nahoana raha mi-organiser rencontre mihitsy isika dia miketrika izay hanomboarana an'io ethanol io? Dia ny ampisaina eto an-tanàna no eritreretina fa ny jatropha ange ry mandrindra toa alefa any ivelany eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3392