Broke Back Mountain
1. soanja
(
25/04/2006 02:54)
Mba tianareo ve ilay Broke Back Mountain. Izaho mantsy dia tena latsa-dranomaso. :(
novalian'i cutie ny 20/10/2006 01:54
3. little
(
25/04/2006 06:07)
mbo alefa so ato ky zany fa mbola tsy nisy nahita an! de mbo miara mitomany e! sady za efa ela zany tsy nitomany an! hay t@ za ditsoka vo maly kay!
N.B: brooke shield ve no actrice ao?:-w=))
5. soanja
(
26/04/2006 02:33)
cutie:Ahoana izany aky ny fomba andefasako azy ato. Ianareo izao efa nahita ny fika rehetra ato fa tena mbola vaovao amiko mihitsy ity sehatra ity dia lasa be resaka be aho sady be fanontaniana. Sa ho tantaraiko eto ilay film dia perte be nareo rehefa hijery azy satria efa fantatrareo ilay tena votoatiny. Teneno fotsiny re aho rehefa mahita ity film ity nareo. Izay an.
mbola tsy arako zany 8O
7. soanja
(
26/04/2006 12:10)
cutie:
omeo site aza e, hijerena ny previous :)
Ity ary ilay izy.
http://film.virgin.net/player/play.asp?url=/film/fid2934/trailers/trid1975/wm/low.asx&filmid=2934&partner=virgin&sec=trl
9. cutie
(
27/04/2006 11:59)
soanja,nojereko le izy fa tsy azoko tsara we in no votoatin'le tantara.
Na de zany aza za tsy mijery raha vo western :-D :-D
Na de zany aza za tsy mijery raha vo western :-D :-D
10. soanja
(
28/04/2006 02:16)
cutie:
soanja,nojereko le izy fa tsy azoko tsara we in no votoatin'le tantara.
Na de zany aza za tsy mijery raha vo western :-D :-D
Ity Western ity anie ka western hafahfa e. Cowboys roa mifankatia. Tena tsy aritro mihitsy.
11. cutie
(
28/04/2006 19:29)
cowboys mifankatia?? vo maika loza:-D:{:{:{, le accent akia no tena tsy tiako a .
Aiz anjy io no mipetraka any @ sud nga??
Aiz anjy io no mipetraka any @ sud nga??
12. soanja
(
28/04/2006 23:40)
Izaho dia tena Western vavy tanteraka. Azoazoko tsara ilay feeling Country ary tena ankafiziko ilay accent fa saingy hafa ihany i Gasy ka manja o.
Mafonja be kalo ilay film. Tena zava-baovao amin'ny Western tokoa ary samy manontany tena hoe ahoana e. Saingy zaho mantsy tena mpiady tanteraka ny zo ny mpifankatia homo ka tsy aritro ilay tsindry aloka nahazo azy ireo dia latsaka ny ranomasoko.

13. cutie
(
29/04/2006 14:23)
hay ve e , ka any @ country mbola tara be @ io resaka homo io,fa tsara raha efa navoakan-dry zareo aloha e .
Fa za tsy hijery akia a, tsy tiako mitsy le accent an-dry zareo.
Fa za tsy hijery akia a, tsy tiako mitsy le accent an-dry zareo.
14. tovolahy007
(
30/04/2006 02:36)
salut!
Za tsy mirevy an'io film io aloha e,hitako ny preview fa tsss,tsy reveko.Resaka hoe bandy 2 lahy de nifankatia de avy eo ny 1 lasa nitia vehivavy ,tsy reveko ee,ialako tsiny.
Za tsy mirevy an'io film io aloha e,hitako ny preview fa tsss,tsy reveko.Resaka hoe bandy 2 lahy de nifankatia de avy eo ny 1 lasa nitia vehivavy ,tsy reveko ee,ialako tsiny.
16. mandrindra
(
17/05/2006 08:34)
mahery ny fitia e, amin'io horonantsary no ahitana fa tsy aretina araky ny filazan'ny sasany ny homosexualité.
17. cutie
(
17/05/2006 20:03)
ka le sasany milaza ho aretina le homo no tena misy aretina koa:-D:-D:-D:-D