mitady namana sy ny sisa

1. zaihany ( 20/04/2006 12:16)
miarahaba anareo!
novalian'i Sahoby17 ny 17/10/2006 10:12
2. TTiana ( 20/04/2006 12:24)
fa ahoana izany mitady namanaaty izany e
nga tsy mahita mahintsony
3. zaihany ( 20/04/2006 12:32)
ts'is mints e!
4. vahatra22 ( 20/04/2006 13:54)
amiko alo tsy manin le mitady namana eto e! samy manao ze mafinaritra azy io ko! manin mo refa zay no fantany fa mety aminy? d mahita soa e!
5. ainaheri ( 20/04/2006 14:01)
zaihany:roll:to tsy feno ny momba anreo aza
knou,fa na izany na tsy izany namana ndray tsy lany ato ka nareo ndray aza no leo fa aleo ilamina
de isesy:lol:
6. pissoa ( 20/04/2006 14:02)
K'hita wa! Na mitady "sy ny sisa" koa aza maninn?
7. Fiffi ( 20/04/2006 16:50)
fa mba fenohy aloha ilay momba anao fa tsy araka eh!
8. texe ( 27/04/2006 13:09)
ty za aiza enao
9. minette ( 01/06/2006 06:51)
Za vehivavy 23.

Za mba mitady namana vehivavy!!!!Tena namana fa tsy namanamana!!!!

Mba valio!!!!

ps: Vehivavy sexy!!sincere!Ts miatsara velatsia!!!Tsy profiteuse!!!
Bisous!!
Merci:oops:
10. Fiffi ( 01/06/2006 06:55)
tongasoa minette ! de andefaso hafatra ny namana tianao raisina manokana , fa ny ato aloha de namana daholo an! aza misalasala eh! :):-*:-*
11. andria ( 11/06/2006 08:24)
mitady sipa tia ahy aho ary mahay zay itiavanako azy:tsotra,tsy miatsara velatsy,lava,
12. resakadala ( 08/08/2006 14:32)
slt doli mba misy te ho namako v ato za vehivavy ti mtapitapi d ze mb ti msary dala zany d za resahana zay veloma e!!!!!!:-D:-D;-):P:lol::^):D:o
13. cris ( 13/08/2006 14:42)
izaho indray no serge mipetraka eto italie izaho koa mbo mitady namana vehivavy gasy satria moa izaho bandy gasy
14. cris ( 13/08/2006 14:45)
izaho koa mba mitady namana gasy surtout vehivavy satria zah bandy gasy
15. Fiffi ( 13/08/2006 15:22)
Tonga soa aloha i cris fa raha zah enao de mamoaka dinika vao2 mihintsy fa sady enao tena namana vao2 koh no le dinika nasianao an'ity efa aty lavitra be aty hihihihihi de mazotoa mi-forum de mahazahoa zay hiriana an! :)
16. Ridjio ( 06/10/2006 19:53)
Iza marina moa ianao ary avy aiza.Merci(l)


17. Sahoby17 ( 17/10/2006 10:12)
Salut,
Sahoby no anarako ary avy aty Dago(Tana)aho
Te ho isany namanao aho
KISS(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1041