Fofona

1. lapino ( 19/04/2006 09:27)
Miampy fofona indray hono ny sary sy ny feo amin'ny sarimihetsika. Taovam-pandrenesana roa izany sisa no mijanona ho an'ny fivoarana amin'ny manaraka. :-D:-D
Fa mety misy karazana sarimihetsika tsy mampi-te hijery intsony angamba raha izao no mitohy kle! :-D:-D:-D
http://fr.news.yahoo.com/18042006/202/japon-apres-les-effets-sonores-les-effets-olfactifs-arrivent-au.html
novalian'i pissoa ny 20/04/2006 12:02
2. diamondra27 ( 19/04/2006 09:44)
za aloha tsy mahatanty fofona 'zany e! de tsy hahita @ zany enao ra-lapino

mbola hitohy
3. Vaika ( 19/04/2006 09:59)
Toa hanahirana tokoa raha misy resaka kabone vaky tampoka amin'ilay film le !
4. Fiffi ( 19/04/2006 10:19)
ny fofon'ny olona sendra mandalo eo akaiko aza tsy zakako maia fa ...... tsy ny olona rehetra akory zany fa misy tena be loatra ilay ranomanitra ka tena difotrin'ny fofona mihintsy indrindra rehefa mandeha metro na bus iny klé maika fa zany @ film zany !! orera be zany an!
5. mamzelkely ( 19/04/2006 10:40)
sarotra beuu zany ra misy fampijalina olona zany de we asaina mamafa wc de aôna:{:{:-D:-D
6. pissoa ( 19/04/2006 10:42)
Hihihi, angamba ndeha hianatra hitia an'le film romantika ireny izany fa ireny no azo antoka fa hisy ranomanitra foana kle :-D:-D
7. little ( 19/04/2006 12:01)
ary le commando any anaty tatatra reny e, na any anaty egouts reny, Gay, gay, gay. Le film tsy tononiko reny mo zany raha misy tsy misasa an. fiouuuuu!
Ary ny dessinzamines ko ve mba misy fofona koa e? ko tsy hiverina ndray ry barbapapa?
8. xxx ( 19/04/2006 12:34)
...ary rah flm x ve no jerena d misy fofona??
9. lapino ( 19/04/2006 16:44)
little:
Ary ny dessinzamines ko ve mba misy fofona koa e?

Raha eritreretina ohatra hoe Shrek? :-D:-D:-D
Raha vao karazana film horera aloha dia mety hampijaly mihitsy! Ho an'ireo mankafy "sensations fortes"! :-D:-D Na ireny Le seigneur des anneaux ireny aza efa mety hanempotra.
Ilay film romantika indray, asa ohatra ny ahoana angaha no fofom-pitiavana? :-w:-w
xxx, tena aleoko ihany tsy misy fofona raha ireny kle! :-D:-D:-D
10. bellla ( 19/04/2006 18:51)
Tsy aleo ve tonga de efa manomana tapin\'orona mihitsy e! toy ny ataon\'ireny dentiste ... reny; toy izay tsy hijery film?:)
11. Herimiafina ( 19/04/2006 22:22)
Tsara izany kah, efa tafiditra aloha ny trois sens de efa manja: la vue, l'ouie et l'odorat, fa tokony ampiana le toucher koa de ampiana le gout de tena réel mihintsy.

Ary mety ve raha heritreretina ny hampidirana ny NOFY TERENA ka lasa tafiditra ao anaty film mihintsy ny mpijery ary tsy mahatysiaro tena raha tsy miakatra ny soratra hoe FIN? hehehehe :-D
12. pissoa ( 20/04/2006 11:02)
lapino:
Ilay film romantika indray, asa ohatra ny ahoana angaha no fofom-pitiavana? :-w:-w

Rano manitra hoa fa tsy fofom-pitiavana izany eeeee :roll::roll:

Herimiafina, dia samy hafa daholo ny film jeren'ny olona rehetra avy e :roll::roll:
13. lapino ( 20/04/2006 11:42)
Fa tsy manitra angah ny fofom-pitiavana? :roll:
14. pissoa ( 20/04/2006 12:02)
Tsy haiko kah! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004