ghost

1. diamondra27 ( 18/04/2006 07:24)
sao de misy mahay le titre ny hira mande @io film nareo kay? ohhh darling.....

ahoana ny fihetsemponareo @io film io ?
ny ahy de mampitomany foana isaky ny mijery azy
novalian'i vale ny 28/04/2006 09:03
2. diamondra27 ( 18/04/2006 07:26)
acteur: patrick swyze
actrices: demi moore sy whoopi goldberg

o^oo^o=omeo hira azafady henoina na paroles
3. little ( 18/04/2006 09:14)
"Unchained melody" no tutre n'io hira io. Misy version marobe io fa selon le mpihira ihany.
4. Vaika ( 18/04/2006 09:14)
Diams : UNCHAINED MELODY (Righteous Brothers)
Ary romantale sentimentique be anie i toi izany e ?
Dia jereo amin'ny internet fa feno ny paroles ary misy site azo hihenona azy.
Sinon, any amin'ny médiathèque mijery.
ahoana ny fihetsemponareo @io film io ?

Efa hitako in-be dia be, ary haiko tsy an-jery io film io fa mbola milay be foana.;-)
5. kala ( 18/04/2006 10:44)
Unchained Melody

Whoa! My love, my darling,
I hunger for your touch,
Alone. Lonely time.
And time goes by, so slowly,
And time can do so much,
Are you still mine?
I need your love.
I need your love.
God speed your love to me.

Lonely rivers flow to the sea, to the sea,
To the open arms of the sea.
Lonely rivers sigh, wait for me, wait for me,
I'll be coming home, wait for me.

Whoa! My love, my darling,
I hunger, hunger!, for your love,
For love. Lonely time.
And time goes by, so slowly,
And time can do so much,
Are you still mine?
I need your love.
I need your love.
God speed your love to me.

The Righteous Brothers

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
6. diamondra27 ( 18/04/2006 11:23)
kala: hummm je t'aime be njy an :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

sady tonony mihitsy no nomenjy . Merci 1000fois
:snif::snif::snif::snif: kely za fa mihaino an'le izy

little: merci
vaika: za koa nahita io fa même reaction foana
romantik
7. kala ( 18/04/2006 12:10)
diam > tsy misy merci akia :wink:
fa nanin njay ary njy no mitomany o^o:-*:-*:-*
aza manao an'io moa fa lasa zà koa ange no =((=((=((=(( nefa zà tsy mahafantatra ny antony akory

zà koa aloha tia sy mankafy le film io ê! sady mampite-hanao intermédiaire mitsy aza:(:(:(
le hira aleo zà tsy hihaino fa manjary ol roa be zao no :snif::snif::snif:

8. Vaika ( 18/04/2006 14:30)
Whoa!

Nataon-dry version rock'n'roll kosa ilay zavatra ry kala, nefa hira milantolanto be io.
Tena tsy afaka tato an-dohako intsony ilay hira ra-diams. Aza hasiana ranomaso be kosa na dia izany aza fa sao dia tsy mety.
9. diamondra27 ( 18/04/2006 17:11)
mitomany kely fotsiny io ry kala sy vaika a!tsy malahelo fa sentimaka

vaika: somary asiana echec kely ngamba io de mijanona
10. diamondra27 ( 18/04/2006 17:16)
kala: raikitra ny téléchargement njay rahalina klé

vaika: de hihaino anao foana za zao , hehehe
11. Herimiafina ( 18/04/2006 17:25)
Tsy de vohako iny ghost iny klé! :@
12. vale ( 18/04/2006 19:00)
fa manin ry herimiafina? sa le izy ôtrany hoe tsy réel zany ve? ...zah alou na laingalainga be aza de tena tsy matana :cry:fa latsaka fôna kou isaky ny mijery an'iny e, ary tsy mety leo na mahita in-bdb aza:(:}
13. Herimiafina ( 18/04/2006 19:18)
Tsara le scenario kah, fa i demi moore sy i patrick swaize efa hitako de manjavona ho azy le magie an'ilay film vao ry zareo no hitako e! Tokony i Drew barrymore sy ben Afleck no natao acteurs! hehehehe=))
14. cutie ( 18/04/2006 19:36)
dain:roll::roll::roll:
15. diamondra27 ( 18/04/2006 19:50)
HM: ho avy any ny fantome-ko anio alina
16. Vaika ( 18/04/2006 20:35)
Diams : ny anao aza ranomaso no hanalana azy fa misy sasany izany dia tena spekitakla be mihintsy ary tonga dia slow be manadala miaraka amin'ny kofafa raha vao mandeha ilay hira ary mivadika gitara tampoka ilay fitaovana avy eo fa tandremo...ohatran'ahy :oops::oops::oops:
Tsy azo ferana mantsy ilay émotion e !
17. diamondra27 ( 18/04/2006 20:39)
vaika: ranomaso kely fotsiny io oa fa refa avy eo milamina

'zay fa vita, azoko le hira klé, hummmm masaka
de sady mihira za no manaraka le tononkira nataon'i kala:-*
18. Vaika ( 18/04/2006 20:43)
Sao dia mba hiantsoin'ny olona pra ao ry diams : tapage nocturne ? Aza atao mafy loatra !
19. kala ( 19/04/2006 07:44)
diam > eny hoa! saingy @'izao ora izao tsy maninon fa tandremo sao ilaozandry o^oo^oo^o ao fotsiny fa tsy miasa. :-D:-D:-D

HM > enao ty an!:wink:
20. diamondra27 ( 19/04/2006 09:42)
vaika: tsy koi zany e! tonga de alaiko miara-mi-danse amiko ze tonga eo

kala:wééé, mihaino hira aloha fa ny asa atao eny ihany e! hiasa foana mandavataona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2938