Possible ve?

1. little ( 11/04/2006 10:16)
Possible ve ny mamadika fiara volant a droite ho lasa volant a gauche any Dago e? de mety ohatrinona eo ho eo?
2. diamondra27 ( 11/04/2006 10:51)
tout est possible , tsika gasy nge ka mahay zavatra e! ny prix indray de mety misimisy ihany
3. rurik ( 11/04/2006 11:07)
little dia inona indray no tanjona amizany ?
4. Fiffi ( 11/04/2006 11:55)
mety hoe gauchier angamba izy ry rurik an ? efa nahita an'io aho manko.
5. mamzelkely ( 11/04/2006 12:24)
rurik ny tanjony veuu hanova ny volant à droite ho lasa à gauche :-D:-D
6. andry44 ( 11/04/2006 15:29)
Tsotra be io!ento any Dago ny fiara de refa tonga any ianao de mandeha marche arière foana de lasa à gauche ny volant-anao:lol::-D
7. Herimiafina ( 11/04/2006 15:56)
little:

Possible ve ny mamadika fiara volant a droite ho lasa volant a gauche any Dago e? de mety ohatrinona eo ho eo?

Tena possibla stara leisy io ra-litle fa ny vola ho lany amin'io no tena tsy azoko vinavinaina.
Mila misolo ny train avant, ny direction ary ny frein satri avadika gauche ny cylindre central sy ny hydrovague, ny boitier de direction, sns.
Ny boite de vitesse ihany no hitako tsy miova.

Ny efa hitako tany Dago izao de le vitesse volant avadika vitesse plancher, 404 berline izay no natao an'io fa favy an, de nosoloina maotera alesage 504 i nedala fa lasa biby be mihintsy an! ahan :@:@
8. little ( 12/04/2006 06:53)
Mbola vo Coco be fotsiny lesy zany ry rurik a!
9. Fiffi ( 12/04/2006 07:16)
fa inona aloha no antony nametrahanao ilay fanontaniana raha azo hatao ny ahafantarana azy ? niheritreritra manko aho hoe mety gauchier (ere) ka manavana kokoa ny hamadihana azy.
10. rurik ( 12/04/2006 07:48)
andry44:

Tsotra be io!ento any Dago ny fiara de refa tonga any ianao de mandeha marche arière foana de lasa à gauche ny volant-anao:lol::-D

manapatsinay nareo ka tena mahafakandro ny mamaky eto fa ny olana dia raha mba misy olona tena mila fanapiana dia toa tsy ho voavaha le olana raha toizao=))=))=))=))=))


11. sylvain ( 12/04/2006 09:57)
possible aloha ny famadihana azy a gauche é!ary raha hakisaka kely fotsiny indray,mba hatao eo am-povoany:lol::lol:
12. Fiffi ( 12/04/2006 11:54)
:roll:
13. xxx ( 12/04/2006 12:30)
hivadika @ zany ny lohanao marina a mbola be asa be zany
14. cutie ( 12/04/2006 12:42)
tsy azoko we manin koa aza no avadika any Dago??
nga afaka mitondra an'reny volant a gauche reny any???:roll:
15. Herimiafina ( 12/04/2006 13:15)
Afaka mitondra volant à gauche any dago kah! Ahan :@
16. cutie ( 12/04/2006 13:18)
zany an,fa manin anefa manao an'zany:roll:?
17. Herimiafina ( 12/04/2006 17:31)
Vam nafarana avy any Angletera na Australia angamba le vam de lasa volant à droite! ahan :@:@
18. cutie ( 12/04/2006 18:17)
ngamba hihihihihihihi
19. Fiffi ( 13/04/2006 04:45)
de azo havadika zany dia ataovy ary ry little dia mba omeo vao2 izahay an! :)
20. little ( 13/04/2006 05:48)
Ie tena vam anglophone le zavatra e! de nefa somary danz le mitondra azy any Dago. Azon'lesany satria ra hi-depassy tena sahirana e!
Aleo marina andramana refa tonga any dago e? merci an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715