dessins animés

1. kinaoly ( 08/04/2006 12:18)
misy tia film d'animation ve ato; walt disney, mixar, toons, mangas ... ? na olon-debe na olon-dekely :°)
novalian'i cutie ny 24/04/2006 12:39
2. Fiffi ( 08/04/2006 13:23)
zah! :)
3. Fiffi ( 08/04/2006 13:28)
le princesse Sissi iny no tena tiako be mihintsy , de princese Sarah ko!
4. Siou ( 08/04/2006 15:20)
Salut hein!
Ny tenanay ko de mba mahavoa an'io karazana sary mihetsika io kah!!! Ilay age de glace 2 iny zao no efa mivoaka any. Mila mijery ny tenanay amin' io. Bon zay zany e! Eto La Frantsa koa no misy ny tenanay e!
5. cutie ( 08/04/2006 17:36)
ny ahy le dessin anime japonais reny no tiako8)
6. Herimiafina ( 08/04/2006 21:00)
Ahan :@:@
Dieny eto ihany de mba asivo patipatiny kely amin'ilay THE SIMPSONS klou e!

De alefaso kely koa le SOUTH PARK fa tena ankafiziko ireny refa mamely beks kely zah, ahan :@:@
7. Lejim ( 08/04/2006 22:49)
Zah tia the incredibles, sy Madagascar, lol
8. stneh ( 09/04/2006 06:15)
mais oui, mais oui le gros minet veut m'attrapé
9. kinaoly ( 09/04/2006 08:58)
lol, kay betsaka iany etsikany kanou :°):°)
ze avy nijery an'i l'âge de glace 2 de mba tantarao zahay eee, ary nisy nijery an'i bambie 2 ve ? za zany le tsy afaka mijery.
matetika zany ny vhv tia anle misy princesse reny : cendrillon la belle et la bête (humm za ve mety bêten'i belle ? ) de an'ny lhl zany le geragera reny :°)
le mangas kou no tena tikou alou fa mijery anzay mande retraretra za na zany aza. fa misy de tandrametaka le izy oatranle losaka et flipper
iza no tia an'i tom sawyer ?
10. doralala ( 09/04/2006 15:06)
Hitako omaly l'âge de glace 2 : tena mampihomehy be :-).
Vao maika manapa-tsinay ilay ecureuil kely manenjika nox iny :-)
Vao miseho izy dia efa toran'ny hehy daholo ny olona rehetra
Ilay tantara aloha dia tsotra ihany : hisy tondra-drano ka voatrey mandositra daholo izy mianakavy kely ary misy iray @ izy telo izay hifanena @ malalany .... :-)
Jereo fa mahafinaritra e !
11. Herimiafina ( 09/04/2006 16:20)
Ary inona moa ilay DA vao nivoaka vao haingana iny e1 tantarana boay kely mainty any amin'ny savane africaine, nahazo succes tao Fransta iny? Inona moa iny klé? ahan :@
12. cutie ( 09/04/2006 18:03)
tsy haiko zany8O
home movies koa reto andramana raha mahita fika fa de tena mampime mitsy:-D
13. Herimiafina ( 09/04/2006 18:17)
Ary nareo ve mahatadidy an'i Poils de carottes e! DA mpandeha fahiny mbola matotra zah ! ahan :@:@
14. cutie ( 09/04/2006 18:24)
:-D:{:{
ny boky no efa novakiako fa mbola tsy hitako film.
15. Herimiafina ( 09/04/2006 18:28)
Ary i Leonard le genie? Hagar the horrible?
de misy an'i Agagax (le bébé brigand)? ahan :@:@
16. majakely ( 09/04/2006 19:01)
herimiafina
17. Herimiafina ( 09/04/2006 19:03)
Kirikoo marina akia ry bavy majakely klé! melsii akia an! ahan :@:@
18. kinaoly ( 12/04/2006 09:18)
HM> plaît-il ? za mpamaky an'i léonard fa mbola tsy nahita an'iny anim ? misy ve alou ?
ary misy tia an'i pierre tombale ve ato ?
ôtran'ny we le mampime doly zany fijerintsika zany, sa tsy misy mijery anle tantara ôtran'ny tsy mampime reny?
19. Achia ( 14/04/2006 17:10)
ary nareo ve mba tianle bip! bip iny e ?
20. Herimiafina ( 14/04/2006 17:46)
Kinaoly: tena nisy leisy fa tsy tadidiko ny nahitako azy klé.
Achia: bip bip sy vil coyote ve?

efa lany bala angamba le mpamorona ilay tantara fa efa lasa somary ridicule kely io DA iray io!
I Bugs bunny no hitako tsy mety lany manja mintsy! ahan :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2185