AH LES MPANERA.......

1. petsambava ( 05/04/2006 20:55)
TSY MISY ASA RATSY hoy ny fiteny fa mbà manana tsikera kely @ ireo mpanéra e surtout eny @ station taxi-brousse.Tany TAMATAVE no niseho ilay zavatra ho any FOULPOINTE vao niala ny taxi brousse avy TANA dia efa harcelé ianao ,farany moa niteny aho hoe ho any FOULPOINTE ,andao fa misy efa handeha atsy nahavariana fa olona 2 no tao anatin'ilay minibus ,niandry efa ho adiny 1 vao lasa ,ny entana moa andrasana tsara toy ny miandry saka fa raha vao varimbariana hono hoy ilay olona teo akaikiko mody ampiakariny ao ambony ao nefa....voaodina raha vao hitandry zareo fa mihanàhana...
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/021-taxibrousse-04.jpg


Nahitsy ilay adiresin'ny sary.


Nahitsin'i hery
novalian'i xxx ny 01/11/2006 23:29
2. petsambava ( 05/04/2006 20:57)
misy blém ny sary fa tsy manin e
3. dadabe ( 05/04/2006 23:13)
humm tandremop ihany @ sisa razoky a
4. Lejim ( 06/04/2006 00:01)
Marina alou fa iadivan'ireo paniera ny passagers any Tamatave, fa hoe mangalatra entana?! Asa aloha fa ao Tana zah no tena matahotra raha izany!
5. Fiffi ( 06/04/2006 04:10)
fa harceleny ahoana aloha eh ? ka mba mitady mpandeha ary izy koh! hay lasa soamantsara hiany zany na dia nisy fiandrasana 1 ora aza , ka mety hoe tsy mandeha mihintsy ry zareo raha tsy feno ny fiara sa tsy izany ? na izany koa aza aleo mitandrina hiany zany raha momba ny entana.
6. hery ( 06/04/2006 06:33)
Tena harcèlement mihitsy ry Fiffi a. Nareo angamba mbola tsy tratra :-) Vao ery amin'ny vavahadin'ny stationnement enao dia efa sintominy (forcer-ny mihitsy) ny entana sady anontaniany.
Raha mandeha taxi (na mandeha tomobil koa) ianao no tonga ao dia feno olona manodidina ny tomobil mandrapahatonganao eny @ taxi-brousse. ary olona maro no miara-mifarombaka aminao manokatra ny malle-n'ny tomobil haka ny entanao.
Aza mba mandeha irery rehefa mankeny fa fay...
7. petsambava ( 06/04/2006 14:45)
ity ry fiffi misy sary ah
http://www.01madagascar.net

dia ery ambàny misy hoe taxi brousse clickéo io dia jereo ilay taxi mitondra olona dia ireo manodidina ireo ny mpanera, eo ANDRAVOAHANGY io izao!!...
8. Fiffi ( 06/04/2006 15:25)
hery , petsambava: marina aloha fa mbola tsy tratran'izao aho eh! ary ny sary teo aloha tsy nisokatra ka hialako tsiny raha nametraka ny fanontaniana aho hoe harceleny ahoana ? na koa hoe ny filazako teo hoe ka mba mitady mpandeha ary izy koh! ny fantatro raha mijery ireny reportage ireny aho dia hoe tsy mandeha mihintsy ny taxi-brouse raha tsy feno .
9. xxx ( 06/04/2006 19:42)
misy mangarom-paosy @ ireny indraindray an ! izaho efa nahita
10. methode ( 06/04/2006 20:53)
Zava-misy daholo izany fa vokatry ny fahantrany e! Samy manao izay ahitana ny harapaka androany sy rahampitso!
11. xxx ( 01/11/2006 23:29)
Marina mihitsy fa mandreraka ireny toetra'olona ireny. Inona ary no mba tokony hatao raha te hiala azy ireny? Mba toroy hevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0452