dokotera sy ny fahazarana.

1. fijo ( 05/04/2006 03:28)
za matetika manaraka ilay fandaharana "santé" ao amin'ny "arte".dia gaga aho,fa maro ny dokotera aty no milaza fa tsy tsara ny manadio sofina amina "coton tige"fa vao miha manosika ny loto hiditra any anatiny iny.
dia milaza koa ry zareo fa tsy tsara hoan'ny vahivavy ny "misikotra"rehefa misasa fa manamaina ny any anatiny any.
ireo zavatra voarara ireo nefa dia zavatra mahazatra antsika rehetra ,ka inona ihany no tena tokony hoatao.
novalian'i zoezinah ny 03/08/2020 17:56
2. Fiffi ( 05/04/2006 03:34)
ny fampiasana ny coton tige aloha dia tena ratsy eh! satria betsaka ny olona tsy mahay mampiasa azy , tadidiko raha tao @ farmasia aho dia nisy olona efa zokinjokiny hiany nanotany hoe inona no tokony hataoko fa toa ohatran'ny tsentsina foana ny sofiko ? rehefa nojerena dia hay ilay lohan'ny coton tige no tapaka tao nanentsina. Indrindra moa ny zazakely dia tsy azo hampiasaina mihintsy io fa coton tsotra dia ahodina kely dia mety. Sady koa raha tsy mahay mampiasa azy , mety hanimba tympan.
Misikotra ahoana zany ry fijo ?
3. ari.malala ( 05/04/2006 06:46)
Efa reko matetika mintsy koa io resaka coton tige io, ary efa nahazo ahy, narary be naika nanao infection mintsy nysofiko t@zay ary tsy maintsy natao lavage fa tsentsina be :oops: fa le resaka misikotra, manamaina manahoana moa izany? Satria manko za d tena zatra an'io mintsy.
4. Fiffi ( 05/04/2006 06:54)
ari.malala: ka ny olana akia dia izao an! indraindray efa mba lazaina hiany , efa mahita hiany koa ny zava-mety hitranga @ fampiasana an'io nefa dia mbola tohizana hiany , zah aloha tena nanaoan'io mihintsy an! kanjo rehefa voa zay vao tonga saina aho hoe : hay tokoa moa!:(:( fa aoka hitandrina tsara aloha ny fomba fampiasana an'io an! indrindra fa ho an'ny ankizy.
5. vale ( 05/04/2006 12:53)
Ny ho an'ny ankizy aloha dia tena tokony hitandrina tsara rehefa mampiasa ny coton tige eh, fa ny tsy azoko tokoa aloha dia izaho h@ naha olona ahy dia io ihany ny fomba fanadiovako ny sofiko, nefa toa tsy misy fiantraikany hà zao aloha, fa asa koa na fanaovana dokam-barotra an'le spray ity indray io?:roll:
6. ari.malala ( 05/04/2006 13:05)
Fiffi>> za zao aky tena ts te hierika hampiasa coton tige zany intsony, nataoko anatra ho ana mints ny nahazo ana t@ sofiko ko! naika narenina mints anie e
7. pitchou ( 05/04/2006 16:20)
marina klou ireo voalazan'ny dokotera ireo. ny sofina manana ny système-ny amoahana ny loto avy any, ary tsy miraikitra qq part ireo loto ireo raha tsy atosika . ny coton tige manko d tsy misikotra ha@ farany fa manosika ny loto hiemotra.
ny fomba fisasana indray dia efa nisy resaka lava beuhhh momba any fa izao wa eeeee!!!!!

hoy i fijo:

dia milaza koa ry zareo fa tsy tsara hoan'ny vahivavy ny "misikotra"rehefa misasa fa manamaina ny any anatiny any.
ireo zavatra voarara ireo nefa dia zavatra mahazatra antsika rehetra ,ka inona ihany no tena tokony hoatao.


kay elà vehivavy???
8. Fiffi ( 05/04/2006 18:14)
:roll:
9. fijo ( 05/04/2006 19:32)
hi hi hi ikala pitchouka io wa tena tssssss,
tena mahagaga ahy io resaa fidiovana io,datria raha ny fahalalako ny gasy dia ny mifanohitra amin'ireo no mahazatra azy.ka tena misy vokany ratsy tokoa ve?sa ahoana?
10. Fiffi ( 06/04/2006 05:16)
ka vavy ve hono aloha i fijo eh ? mba valio kosa izy eh! mifanohitra ahoana zany ry fijo ?
11. watafon ( 06/04/2006 08:43)
Manaona daolo nareo ! elaela nareo tsy hitako an !
- marina daholo ireo voalazan'i fijo reo e: tsy vitan'ny hoe manosika ny loto hiditra any anatiny fotsiny ny coton tige fa sady mi-irriter ny atin-tsofina k mety hitarika inflammation na infections mitsy aza ! isika anie efa nomen'A/tra ny ankihikely hisokirana sofina e! tsy tokony hampiasa zavatra hafa intsony isika !
-le resaka misikotra ndray zany ho an'ny vehivavy d le misikotra mafy loatra kosa angamba no tsy mety e! sa ahoana ry fijo?
12. Fiffi ( 06/04/2006 08:46)
tonga soa indray ianao ry wata an! :-*:):* nalahelo andry zah eh! :-D:-D
13. watafon ( 06/04/2006 09:02)
Fiffi, za kou k !:-*:*
14. Fiffi ( 06/04/2006 09:07)
ndryyyyyy :-*:*:)
15. watafon ( 06/04/2006 09:14)
tena marina zany ange e! :-*
16. pitchou ( 06/04/2006 09:16)
wata> ela tokou letsss zany an!:-*
17. watafon ( 06/04/2006 09:19)
pitchou! :-*:-* efa eto amzay za zao k ! nalahelo anareo mitsy za io e!
18. pitchou ( 06/04/2006 09:36)
fa taiza klou elà e!:-w
19. Fiffi ( 06/04/2006 09:57)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/K_JUMP%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0086.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0072.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0061.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0060.gif[/IMG]
20. rapala ( 06/04/2006 10:20)
ka ilay misikotra indray akia ry zareo dia efa mahazatra iny fa rehefa maina akia rehefa mmmm dia hasiana rora a=))=))=)) dia avy eo indray dia misasa misikotra indray dia miverimberina eo, ianareo koa zavatra mandeha ho azy izany:snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8003