Fa ny malagasy miafy...sady mangasiasy..

1. petsambava ( 03/04/2006 21:18)
Mampalahelo mihintsy ny gasy kely anaovan'ireo karàna azy .Tsy hanonona ny anaran'ilay karàna aho fa olo-malàza ka sao hanahirana eto fa dia mampalahelo ny hanaovany an'ity saoferany ,tsy manana tokoa ve dia araraotina ,chauffeur no tena asany io no nifanarahana fa sady securité no manao zaridaina no miantsena ...Tsy avelany mipetrapetraka mihintsy ...ny karàma @ izany varimasaka!!!miasa 7j/7 .^^^^
novalian'i cabot ny 13/11/2006 22:23
2. patrick2002 ( 04/04/2006 01:03)
tsy haiko aloha ny karama vari-masaka teneninao,hoe manaraka ny marge homen'ny fonction public ve sah....
Ary eo @ asa dia misy ny contrat de travail alohan'ny hidirana,ka raha izay no nifanarahana hoe sady chauffeur no gardien no securité inona ny olana.
ary eo @ tsy mahazo mipetrapetraka dia tena izany mihintsy no tokony ho lalanany rehefa miasa ,tsy mahazo mipetrapetraka ny any madagasikara mantsy any ampiasana vao manararaotra miantso ny havana aman-tsakaiza rehetra ,mihaino radio ny sasany,tonga ny fianakaviana hitady,ny sasany mamaky gazety ,aty andafy aty ra-petsambava gaga ny mpiaramiasa aminao raha misy miantso tel ianao ao ampiasana @ ora fiasana ary manao hoe izakoa izany olona sauvage izany tsy fantany angaha fa ora fiasana izao:?:
any dago anefa dia zavatra courant ireo.
Ka maniry anaho izaho mba hipetraka aty hahita azy kelymba misokatra bebe kokoa ilay hevitrao ,dia tsy hanaratsy karana intsony ianao.:lol::lol:
3. LazaRandri ( 04/04/2006 01:17)
Tsy ny karana ihany fa ny mpampiasa gasy sy vazaha koa misy manadala e! hahaha. Aoatvy mazava tsara mialoha fotsiny ny contrat de travail.
Mampalahelo tokoa...raha sanatria marary ve moa tsy itadiavan'i cutie fanafody gratis! hahaha
4. Fiffi ( 04/04/2006 04:40)
na hatao mazava tsara na tsy mazava tsara ny contrat de travail , vitany hiany anie ny tsy fanajana an'io eh! fantany fa mba mafy ny fahazahoana sy fitadiavana asa dia manararaotra ry zareo!
5. hajubru ( 04/04/2006 08:40)
izaho izao no efa niasa t@ Karana, opérateur de saisie no nifanarahana nefa hatramin'ny manisa tavoahangy any @ depot nataoko daholo ny karama @ izany tsy misy akory na dia indamnité kely akory setrin'ilay asa antselika asainy atao, nalaky niala aho ka teo vao gaga ilay karana satria asan'olona efatra no nosahaniko, rehefa mirava indray ianao dia savaina hatrany anaty kilaoty sao mangalatra, tsy hitako mihitsy aloha ny antony ampiasaina olona rehafa tsy mahatoky olona e ! sa ahoana ra-petsambava
6. vale ( 04/04/2006 11:02)
patrick2002:

tsy haiko aloha ny karama vari-masaka teneninao,hoe manaraka ny marge homen'ny fonction public ve sah....
Ary eo @ asa dia misy ny contrat de travail alohan'ny hidirana,ka raha izay no nifanarahana hoe sady chauffeur no gardien no securité inona ny olana.
ary eo @ tsy mahazo mipetrapetraka dia tena izany mihintsy no tokony ho lalanany rehefa miasa ,tsy mahazo mipetrapetraka ny any madagasikara mantsy any ampiasana vao manararaotra miantso ny havana aman-tsakaiza rehetra ,mihaino radio ny sasany,tonga ny fianakaviana hitady,ny sasany mamaky gazety ,aty andafy aty ra-petsambava gaga ny mpiaramiasa aminao raha misy miantso tel ianao ao ampiasana @ ora fiasana ary manao hoe izakoa izany olona sauvage izany tsy fantany angaha fa ora fiasana izao:?:
any dago anefa dia zavatra courant ireo.
Ka maniry anaho izaho mba hipetraka aty hahita azy kelymba misokatra bebe kokoa ilay hevitrao ,dia tsy hanaratsy karana intsony ianao.:lol::lol:
patrick: ka efa hoe chuffeur no nifanarahana koh! raha izany aza dia tokony homeny karama-na gardien+cahuffeur+coursier+cuisinier io olona io:twisted:
Tsy mahagaga indray aloha raha ireny karana ireny fa matoa izy tonga any amintsika dia "hitady" izay, tsarovy fa olona tena sahirana be ange ireny any @ taniny any eh, raha tsy hoe ambony be izy any @ any:!:
Ny olona aty ivelany rehefa miasa dia tena miasa izay fa tsy ny mifanohitra, fa kosa ny mpampiasa tsy afaka ny hanome andraikitra bdb olona iray dia avy eo tsy araka izay akory ny karama raisina:x


7. vale ( 04/04/2006 11:10)
hajubru:

izaho izao no efa niasa t@ Karana, opérateur de saisie no nifanarahana nefa hatramin'ny manisa tavoahangy any @ depot nataoko daholo ny karama @ izany tsy misy akory na dia indamnité kely akory setrin'ilay asa antselika asainy atao, nalaky niala aho ka teo vao gaga ilay karana satria asan'olona efatra no nosahaniko, rehefa mirava indray ianao dia savaina hatrany anaty kilaoty sao mangalatra, tsy hitako mihitsy aloha ny antony ampiasaina olona rehafa tsy mahatoky olona e ! sa ahoana ra-petsambava
:wink:izany mihintsy ry hajubru à:-*
zah aloha dia tena tsy tia maizina anreny karana ireny eh, mpanararotra fontsiny, sady izy mivahiny tokony hipitrapitra indray no mivandravandra matahotra:twisted:tsy vitan'izany fa mbola ireny koa no mahazo tombony @ findramam-bola(banky) sns, mpangoron-karena sady vahiny tsy mahalala izay toerana tokony hisy azy akory ireny,mbola any @ tanin'ol no mitady ko miseho ho in ery, ko rah tsy fantatry ny olona koa ny fahantrana any @ ko, ntssssss:x


8. patrick2002 ( 04/04/2006 16:53)
ka i vale ary ve manana asa homena ny gasy eh!
mba firy izaho ny gasy ampiasainy vale
9. cutie ( 04/04/2006 16:58)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 04-04-2006 06:17:19
Lohateny : Re : Fa ny malagasy miafy...sady mangasiasy..
Tsy ny karana ihany fa ny mpampiasa gasy sy vazaha koa misy manadala e! hahaha. Aoatvy mazava tsara mialoha fotsiny ny contrat de travail.
Mampalahelo tokoa...raha sanatria marary ve moa tsy itadiavan'i cutie fanafody gratis! hahaha
:-D:-D:-D:-D:-D manjary matiantoka ny pharmacies e :-D:-D:-D:-D
10. vale ( 04/04/2006 19:56)
patrick2002:

ka i vale ary ve manana asa homena ny gasy eh!
mba firy izaho ny gasy ampiasainy vale
na manana asa omena aho na tsy manana asa homena ny gasy izay olona manankomena TSY TOKONY HANAMBAKA:twisted:izay ihany ny fantatro:x:x:x


11. vale ( 04/04/2006 20:04)
=D
Fiffi:

na hatao mazava tsara na tsy mazava tsara ny contrat de travail , vitany hiany anie ny tsy fanajana an'io eh! fantany fa mba mafy ny fahazahoana sy fitadiavana asa dia manararaotra ry zareo!
=D izay le fanambakana sy fanararotana ny situation'ny olona izay mihintsy le tsy zakako:twisted:


12. patrick2002 ( 05/04/2006 02:10)
ka tsy azoko hoe inona ny fanambakana,izaho tsy nianatra economie fa ny kely mba fantatro dia ny habetsahan'ny vokatra no miantoka ny karama,ao @ firenena iray,kely ny vokatra ao dago dia izay no mahakely ny karama ao,satria manodona vokatra daholo
ny ankabeazan'ny vahoaka fa tsy misy mamokatra,izany hoe varotra izany.Vitsy ny orinasa sahala @ TIKO na STAR nefa ny orinasa mamokatra sahala @ TIKO indray henjehana,lazaina fa manao monopole,ny orinasa mamokatra sahala @ PAPMAD sy BATA mpanao kiraro maty satria tsy maharaka ny fifaninanana aleon'ny olona mividy cahier importé sy kiraro importé.
Izaho izao tany dago 55 000 fmg no karaman'ny la bonne-ko 10$ tamin'izany fotoana izany ,ny mpanasa ny auto-ko isa-maraina 1000 fmg,aty izaho 6$ no manasa fiara indray mandeha ny la bonne tsy manana vola hanaramana an'izany .FANAMBAKANA VE IZANY NO NATAOKO TANY DAGO :roll::roll:
13. vale ( 05/04/2006 10:22)
ka ny anao ange izany tsy olona 1 no karamainao hanao an'reo asa bdb reo fa olona samy hafa eh,dia nefa ny tenenin'ny sujet etsy ambony (rah azoko tsara) dia hoe hanao chauffeur no nifanarahana, fa tsy sady hanao coursier, no gardien koa:!:
14. vale ( 05/04/2006 10:28)
ouf! adinoko fa sady atao jardinier koa izany ilay olona ampiasain'ilay karana io:o
15. methode ( 06/04/2006 21:01)
Izay afaka manorina orinasa aloha dia tokony hanorina e, indrindra ny zavatra tena ilain'ny olona no vokarina fa tsy hiandry hiasa amin'ny mena sofina sy lava orona fotsiny eo de avy eo miaritra izay ataony fotsiny!
16. sakaizakely ( 07/04/2006 20:26)
Ny mahavoa ny malagasy tsy mahalala lalàna sady any amintsika tsy misy syndicat manohana ny mpiasa dia manararaotra ny patro. Ny ankabeazany koa tsy nahita fianarana ka tsy armé mihintsy hiatrika ny fanambakana.

Fa mba tsy voako ko ity toetsain'i Hery2003 ity. F'angaha rehefa hoe patron dia manana zo hanabotoboto olona ? Zany ve no nampianarina anao ?
17. methode ( 07/04/2006 20:47)
Toa tsy mahita le hery2003 aho sa efa voafafa teo? lol
18. cabot ( 13/11/2006 22:23)
isika koa raha vao hoe vahiny no manana dia tsy zakatsika tadidio fa mitady sy miafy koa izy niala ny tanindrazany ohatranay aty an-tany lavitra aty raha vao mba poince kely dia mialona ny tompotany hoe mandehana any @ taninareo mahantra any ka zaho aloa tsy tia olona mankahala vahiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4175