mila mamorona asa @zay mba handrosoana. azo atao ny manan-ka

1. ratsida ( 31/03/2006 07:46)
betska ny tanora eto @ tanana. marina fa eo ny fahatanorana fa tena ilaina sahady ny mieritreritra hoe aiza no hahita vola rehefa vita ny bosy na ny sal@zany e. tsy ny ho foronina no tsy misy fa ny firaisan-kina no tsy ampy. azo atao ny mandrasy ny tsy fahampiam-bola raha miara mihetsika ny tary rehetra. vonona ary ve ianao?
novalian'i soanja ny 17/04/2006 14:59
2. sonwin ( 31/03/2006 08:34)
tairo raha misy hetsika any e
3. agoago ( 31/03/2006 11:43)
betsaka ny nahavita fianarana tsy mahita atao, na ny tsy manan adiploma mijorojoro eny @ arabe.lazao marina ho fanavotana ny tanora e
4. LazaRandri ( 04/04/2006 01:27)
ratsida:
marina fa eo ny fahatanorana fa tena ilaina sahady ny mieritreritra hoe aiza no hahita vola
any amin'ny zanaky maman'i m...manja! hahaha!

5. nyeja ( 04/04/2006 06:30)
salama isika

Marina izany,namorona tetik'asa ny tenako hanampiana ny tanora malagasy ka dia miandry ny mpanohana izaho efa namorona tetik'asa ialana amin'ny fahantrana eto amin'ny forum eto ny resaka momba azy .

6. nyeja ( 04/04/2006 06:49)
tohizako kely ilay resaka teo,ity tetik'asa ity dia kilalao halalana be be kokoa an'i Madagasikara, amin'ny sehatra maro lafy ary manome asa maro ho an'ny tanora,raha tsy hitanisa afa tsy ny gazety azo foronina miresaka ireo fahalalana voizin'ny lalao, ny fanomanana kilalao lehibe an-tsehatra fanaovana logiciel ny kilalao, ny tombotsoa dia ho an'ny malagasy kely aloha mahafantatra bebe kokoa ny tanindrazany sy ny kolotsainy ary ho an'ny any ivelany satria mampafantatra ity nosy ity koa . jereo ny momba ny forum eo ambany eohoe "tetik'asa misy vola ".
inona ary no hevitra azonareo aroso fa raisina an-tanandroa satria dia ny atao misy fa ny enti manana eo amin'ny mpanohana sy ireo tanora manana fahaizana vonona handray anjara sisa no andrasana .
7. soanja ( 17/04/2006 14:59)
Hoatra ny mahafinaritra izany hevitra narosonao izany. Hazavazavao tsara anie fa mahaliana. Ary inona izany no fanampiana tadiavinao avy eto amin'ny sehatra hanantontosana izany tetikasa izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101