marina ve?tsy ...aho;fa hampànana ny tsy manana"eto dago"

1. hasn ( 25/03/2006 07:36)
Salama jiaby e!
Hono ho a'ho ry namana mahafinaritra isany:Ahoana ny fomba hitondrana fiara avy aty ivelany?
Mianatra any ivelan'i dago dia nieritreritra ny mba hitondra fiara rehefa vita fianarana.Ny olana anefa dia rehefa naka renseignements t@ douane dia :tsy maintsy efa an'ny tena nandritry ny 1taona farafahakeliny ny fiara vao mety ahazoana franchise.Ny olana anefa efa hody vao mba nahangona vola kely avy @ vatsim_pianarana.Ny governemanta @ izao raha ny fahitako azy dia tsy maintsy manentsina ny banga t@ kitapom bola ka tsy hanaiky mihitsy!Ny eto dago anefa ny vidina fiara sn qualité dia tsy laitra vidina @ izao!
Inona ry zareo ny hevitra mba azo hatao?Misaotra bediabe anareo izay afaka mamaly!veloma vety2:)
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 03:25
2. Fiffi ( 25/03/2006 07:40)
mahagaga ahy indray izany hoe tsy maintsy efa anao io mandritrin'ny 1taona vao afaka alefa an! fa haka renseignement kely aloha zah dia lazaiko anao hiany satria mahafantatra olona aho vao tsy ela no nandefa any izy:)
3. rurik ( 25/03/2006 09:28)
ka raha ny fahafatarako azy dia tahakan'ny olona rehetra fona ianao ko afaka mandefa malalaka nefa asa aloha za ko tsy dia mahay loatra . ka na vao tonga aty ary ve ianao dia tonga dia handefa dia tsy mety ve? ny taratasy nivdianana azy fotsiny no tokony hazava tsara . asa aloha.
4. sipagasy ( 25/03/2006 11:00)
mahazo mandefa na dia ora 1 nidirana an'i frantsa aza kannn fa ny franchise no misy delais ahazahoana azy araka io noteneniny io ambony io e!
5. xxx ( 25/03/2006 11:07)
hasn> rehefa vita ny fianarana dia mangataka ny ceritificat de demenagement any amin'ny ambassade madagasikara ao amin'ilay firenena nianaranao.(à condition manana carte consulaire ianao). Mahazo imprimé fenoina ianao ka soratanao ao daholo ny entana rehetra entinao mody, hatramin'ny fiara mba azahoana ilay franchise douanière.
Marina tokoa anefa fa na resaka fiara dia tsy maintsy teo ampelatananao nandritra ny 1 taona raha kely indrindra, mitadiava olona azo hifampiresahana dia mivaha io olana io.Tsy dia sarotiny loatra ny any amin'ny tanana rehefa misy fandresen-dahatra.

Anontanio eto ihany aho raha tsy dia mazava ny fanazavako dia bonne chance.
6. hasn ( 25/03/2006 11:44)
Misaotra anareo namana tokoa;
Andeha handramako io torohevitr'ixxx io ; sady efa noeritreretiko koa mantsy.Ny hany olana mety hiseho izao dia ny ahitana olona azo iresahana izay.Ilay taratasy hanaovana filazam pifindrana sy entana ve tsy ilay alaina ao @ ministera finance ihany sa hafa mihitsy?Ankoatr'izay tsy haiko tsara raha misy ambassade malagasy izao aty afrika fa hoatry ny navangongo any senegal daholo izy io ho an' ny afrika de l'ouest!Mbola ho-renseigner na koa.Tsy dia mba mahalala olona ireny ihany aloha @ izao e!
Dia mbola mamerina ny fisaorana e!mbola hoavy eo.:D
7. Fiffi ( 25/03/2006 12:29)
Marina tokoa anefa fa na resaka fiara dia tsy maintsy teo ampelatananao nandritra ny 1 taona raha kely indrindra,
miala tsiny aho fa tsy marina mihintsy io an! rehefa en règle daholo ny taratasy rehetra dia tsy misy olana io , jereo fotsiny aza ny olona rahetra mivoaka ny fireneny rehetramisy azy hividy fiara dia alefa any aminy dia ahoana ireny ? fa marina ny lazain'i sipagasy hoe na dia 1ora fotsiny aza anao no tonga taty dia afaka mandefa satria ny olona karazana firenena rehetra mandeha mividy ny fiarany any ivelany satria mora kokoa.!
8. xxx ( 26/03/2006 16:11)
Fiffi> resaka azahoana franchise douanière no olana sy resahina eto fa tsy ny fandefasana na fividianana fiara akory.
9. xxx ( 26/03/2006 16:13)
hasn> http://www.ambamad.sn/ dia mazotoa
10. Fiffi ( 26/03/2006 16:25)
hoy xxx:
Marina tokoa anefa fa na resaka fiara dia tsy maintsy teo ampelatananao nandritra ny 1 taona raha kely indrindra,
O! ry xxx ahh !! fa angaha zah no namorona na nilaza an'io ? aza mitsatsaingotra avy hatrany fa mba vakio tsara aloha eh! Ary io no nahatonga ahy namaly an'i xxx io :!:
11. xxx ( 26/03/2006 16:45)
fiffi>

hasn:

Ny olana anefa dia rehefa naka renseignements t@ douane dia :tsy maintsy efa an'ny tena nandritry ny 1taona farafahakeliny ny fiara vao mety ahazoana franchise.



Dia izay no nahatonga io valinteny nosoratako io.
12. xxx ( 26/03/2006 19:15)
ataovy efa taloha be ny date nividiananao ilay fiara e refa tsisy ambassade any de mandehana any @ mairie maka fifindramonina de vita e
13. Fiffi ( 26/03/2006 19:48)
ianareo miditra xxx anie dia tsy fantatra intsony na olona 1 hiany na firy ka tsy fanatra hoa iza no niteny an'izao na izy :wink:
14. hasn ( 26/03/2006 20:47)
Mankasitraka anareo indray;
Ny mety olana @ io hoe datiana aloha (anti daté) io ry zareo dia izao: ny fomba2 fividianana fiara ao eoropa ve azo hifanarahana tahak'izany ny mpivarotra @ taratasim_barotra io? na ny mpanao fanjakana (tsy haiko hoe ny transporteur transitaire sns: izaho tsy mbola mahalala ny momba an'io mihitsy, sao misy afaka manazava)
Manaraka izany firy volana eo ho eo ny fotoana handefasana fiara avy any eoropa mankaty dago (port à port).
Hay izany any sénégal irery ihany no misy ambasady malagasy aty afrika? sa ahoana?
Dia misaotra
15. xxx ( 27/03/2006 05:51)
Site du consulat de Madagascar pour les pays de l'Afrique australe : Angola, Botswana, Malawi, Mozambique, Namibie, Afrique du Sud, Zambie, Zimbabwe.
http://www.madagascarconsulate.org.za/

Présentation des services de la République de Madagascar à Dakar, avec des informations sur la Grande Ile et les pays couverts par la juridiction de l'ambassade (Sénégal, Mali, Burkina Faso, Cap-Vert, Côte-d'Ivoire, Gambie, Maroc), les actualités malgaches et les communiqués de l'ambassade.
http://www.ambamad.sn/
16. Ralay ( 27/03/2006 06:24)
Marina ny voalazan'i XXX io fa mila delais,6mois taloha fa zao mety ho efa 1an vao mahazo franchise douaniere zany hoe rehefa hody definitive ianao de mitondra ny entana rehetra sns y compris ny daba.Fa raha @cas-nao ry hasn dia mety ho sarotra ihany satria ianao any senegal ary mbola @izay koa tsy mbola anananao ilay daba fa mbola ho vidina aty europe rehefa handeha hody. Tsy mety io fa dia vidio dia alefaso ohatry ny mandefa daba rehetra ireny ihany fa dia mandoa douane aloha @zay.
Mazotoa e:D
17. Fiffi ( 27/03/2006 06:57)
mety misy idiran'ny olona manao trafika satria toa tafahoatra loatra manko ny mpangalatra fiara dia maskeny dia ahondrana any ivelany na hataony pièce détachée dia voatery mailo ny mpikarakara raha izany.
18. hasn ( 27/03/2006 15:09)
Misaotra @ fandraisanareo anjara tokoa;
Ralay: tena mety mitombona izany ny ahi2ko raha izany!
Ny mpiara mianatra @ tena avy aty afrika tsy mba manan io olana tahaka antsika io; dia angamba hiafara @ hoe aleo aloha hoeritraretina angamba satria tsy hanan vola hamoahana rehefa hatao ny kaonty tsotsotra;
Anefa raha misy mbola manan kevitra dia raisina annkasitrahana tokoa e!Vety2 ary e!
19. Fiffi ( 27/03/2006 20:58)
ka tsy mitovy ny afrika sy ny europa eh! ny europa aloha tena sarotiny be foana eh! na @ inona izany na @ inona sady mahay mila vanoniny !
20. Veloo ( 28/03/2006 03:15)
mba iza marina ary io xxx io zay lazaina aloha dia marina doly e hasn araho ny torohevitr;i xxx oi an:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3164