karajia an-tsehatra

1. era ( 23/03/2006 14:44)
ho antsika be vetsovetso eto , mandehana mijery ilay tantara an-tsehatra "Zamaria - Sangôjy" lalaovin'i Tarika Imahavita ilay nataony tao Paris fa averiny indray ilay izy amin'ny sabotsy 15 avril fa any Vichy. Tantara ho an'ny rehetra io, mahaliana, mahafinaritra,dia mampihomehy koa. Tsy ohatra an'ireny teatra be tranainy (nalaina tamin'ny fomba filalaon-dr'i Molière sns, ilay mankaleo be) ireny anefa an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1038