eight below

21. cutie ( 09/04/2006 17:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
nga izy le izy :evil::evil::evil::evil:
22. Herimiafina ( 09/04/2006 19:03)
Nareo ao US ao ihany io kou1 iza no mahalala! ahan :@
23. cutie ( 10/04/2006 12:16)
tsy maharaka an'zany za :@
24. Herimiafina ( 10/04/2006 12:28)
Ben, tsara akia le film an1 mampanaelo be le alika, asiana mitarika kalesa luge :snif::snif:, ahan :@:@
25. cutie ( 10/04/2006 12:30)
reo ny my favorite dogs:P
26. Herimiafina ( 10/04/2006 12:37)
Husky valo sady tantara marina klé, :snif::snif: ahan :@
27. cutie ( 10/04/2006 12:39)
za te hanana husky sao misy any @ toi :-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 10/04/2006 12:41)
Any amin'ny Pet shop akia no mba misy fa lafo be dirandoza klé! sady zah appart de tsy azo hitondrana pet! Ahan :@:@
29. cutie ( 10/04/2006 18:41)
too bad :cry:
30. Herimiafina ( 10/04/2006 19:33)
Andao hangalatra anakiray e! ahan :@:@
31. cutie ( 10/04/2006 19:40)
tairo ary toi no mangalatra e de pasio aty amiko refa azo :-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 11/04/2006 16:03)
Okay! raikitra zany de inona no tambiny? Ahan :@:@
33. cutie ( 11/04/2006 16:30)
:@:@:@:@ io ny tambiny raha sahy:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 18/04/2006 15:05)
Ary raha soloina an'ito :*:*:*:* ? A prendre ou à laisser! ahan :@
35. cutie ( 18/04/2006 19:35)
:@:@:@:@ty ihany no lamody @ zao fotoana zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6736