ny aza marary aty dago ka tsy manambola!

1. xxx ( 16/03/2006 11:52)
Izay marary andrianina !toa lasa fiteny sisa ..nahalàsa saina ahy ny nahita ny fomba fitsaboana ao @ hopitalim-bahoaka iray eto ANTANANARIVO .raha ho any @ salle payante aloha dia omany ny 45 000fmg isan'andro asa moa raha firy eme carégorie io,ny kitakita sy ny sisa ambiny fotsiny...ny vidim-panafody lafo indraindray aza tsy misy !!!ny fiandràsana moa rey olona eo no tena olana raha tsy somary manome sosy ianao dia eo no raisina..aiza ihany izy ity e!
raha ara-pitsaboana aloha dia mampitomany ny milàza azy raha tsy manambola dia eo ianao no raisina!
Ny clinique privée raha tsy olona manana na miasa @ orin'asa matanjaka tsy afaka mankany

INONA ARY NO TOKONY HO ATAO?tsy mety tokoa ny mitaraina lava nefa dia mampalahelo tokoa ny zava-misy
novalian'i methode ny 13/05/2006 10:08
2. xxx ( 16/03/2006 21:39)
INONA ARY NO TOKONY HO ATAO?

mandoava assurance maladie

ml
3. booboo ( 17/03/2006 11:26)
xxx2 > 8O :roll:
4. methode ( 17/03/2006 22:41)
Ny mety amin'izao fotoana izao dia mitambatambatra dia manao assurance maladie na mamorona mutuel de santé. Amin'izay mba maivamaivana satria mifanampy!!
5. cutie ( 22/03/2006 14:51)
nga any @ reny hopitalin'ny masera reny lasa mandoa vola koa?
6. ftma ( 22/03/2006 16:37)
Efa misy toeram-pitsaboana (dispensaire) tsy hadoavana vola hitako any Madagasikara sady ny fitsaboana dia ara-dalana tokoa fa tsy haiko aloha raha misy eran'ny Madagasikara izy ireny e.
Misy ireo organisme international ko manampy fa tokony mba manantona an'azy ireny ihany raha aretina tsy mety sitrana any amintsika.
7. methode ( 22/03/2006 21:01)
cutie> Ka tsy misy fanafody milatsaka avy any an-danitra fa andoavam-bola daholo ko! Na tsy mandoa vidim-panafody aza de mbola eo ihany koa ny Taxe sy ny transport tsy maintsy aloha!
Misy foana kosa aloha olona manampy raha mangataka fanampiana e! Misy ihany koa fandeferana amin'ny toerampitsaboana sasantsasany rehefa tena tsy manam-bola ny olona marary sy ny fianakaviany!
Ny any Côte d'Ivoire hoan'ireo sahirana tsy manam-bola dia izay mitondra marary no mba manao izay vitany mikarakara zaridaina mandritra ny fotoana voafetra rehefa tena tsy misy omena. Ny vokatry ny zaridaina no sakafo hoan'ireo marary ao. Toerana iray ao Côte d'Ivoire no misy an'io, any amin'ny faritra avaratra.
8. cutie ( 23/03/2006 12:58)
methode ary ahona aza reny croix rouge reny de ny medecin sans frontiere koa. Sa mitovy an'reo :oops:
9. methode ( 24/03/2006 20:52)
cutie>Reny mandalo fotsiny amin'ny toerana misy olana de efa misy famatsiam-bola manokana avy amin'ny fikambanana iraisam-pirenena!:lol:Toa lasa resatsika roa indray izy ity ko! lol:lol:
10. cutie ( 25/03/2006 16:54)
refa tsy hiresaka ny sasany de avelao any lol.
efa haiko le croix rouge sy reny medecin sans frontiere reny ka. :D
Any aminareo misy an'reny sa milamina ny tany any :wink:
11. Veloo ( 26/03/2006 00:41)
inona kay no azo atao?
12. cutie ( 26/03/2006 18:56)
hay njy koa veloo mba mankato a, tonga soa hihihihihihi.
ny ministeran'ny fahasalamana no tokony mikarakara an'ze tokony azo atao.
13. xxx ( 26/03/2006 20:04)
mankanesa any @ dadbare:-D:-D:-D
14. methode ( 27/03/2006 16:21)
Tsy lasa tsony kosa zany dadarabe zany ko! :oops: Mama Rasoa aza efa tsy mety tsony ko! Dadarabe aza tratry ny tazo tsy mahita hatokona!
15. cutie ( 01/04/2006 14:38)
:-D:-D:-D:-D
16. vale ( 01/04/2006 22:24)
zah koa aloha ry zareo dia tena :twisted:mihintsy ny momba ny fitsaboana any @ hopitalim-bahoka à:twisted:
17. LazaRandri ( 03/04/2006 01:32)
Raha maimai-poana daholo kosa ny fanafody manjary maty antoka ny pharmaciens e! hahaha!
Nefa rehefa misy effets secondaires le fanafody dia ny pharmaciens ihany no mahazo loza. hahaha
18. cutie ( 03/04/2006 13:59)
maty antoka @ in koa,tsy maintsy efa misy mpitsinjo ry zareo any koa, raha hizara fanafody maimaim-poana.:)
19. LazaRandri ( 03/04/2006 22:27)
Ny dokotera sy epiceries sasany efa mangalatra mivaro-panafody dia mbola atao maimai-poana koa ve ny an'ny pharmaciens? Mba asiana fandraisana anjara kely kosa fa tsy mety ilay omem-potsiny kle. hahaha
20. Fiffi ( 04/04/2006 04:45)
Mba asiana fandraisana anjara kely kosa fa tsy mety ilay omem-potsiny kle.
@ fomba ahoana ? rehefa tsy manana ny tena ka andraisana anjara ahoana ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2164