Volks Wagen Concept A

1. Herimiafina ( 13/03/2006 15:40)
novalian'i Fiffi ny 24/03/2006 05:41
2. Fiffi ( 13/03/2006 16:01)
mitovitovy @ porche zany na ds ny tafony :-D:-D fa ny lohany aloha boffff :-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 13/03/2006 16:59)
Vao mahita ny paoziny tonga de hita be ny tenue de route e! stable tsara eny andalana.:-D
4. Fiffi ( 13/03/2006 19:33)
ohatran'ireny fiara fanaovana rallye de côte zany ny fahitako azy.na "course de côte"
5. cutie ( 13/03/2006 19:50)
tsara noho ny SUV alou e :-D:-D:-D
6. Fiffi ( 13/03/2006 21:16)
zany ve ? toa somary kely izy zany an! tsy hantonina antsika sy ndry ary HM koh :-D:-D:-D
7. ambivotra ( 14/03/2006 14:05)
tsara ilay izy, mbola mampiseho ny fahaizany manao ry zalà alemà !
8. Fiffi ( 15/03/2006 20:01)
ry zareo kosa aloha mahay an!
9. cutie ( 16/03/2006 22:55)
: Fiffi [ Valio ] 14-03-2006 01:16:26
Lohateny : Re : Volks Wagen Concept A
zany ve ? toa somary kely izy zany an! tsy hantonina antsika sy ndry ary HM koh
Miverina ery ambony

fiffi ka za tsy tia SUV koa:-D
10. Fiffi ( 17/03/2006 06:42)
dia miandry ny fiara tiandry zany dia mba alaivo aty akia zah an! :-D
11. Herimiafina ( 17/03/2006 19:45)
Eeeh! Indrisy mantsy ry zareo fa mbola tsy manana an'io concept A io zah klé. Na ho lasa miliaridera aza toa mbola mety hisalasala ihany klé.
Fa raha ohatra mazoto i Fiffi sy cutie de afaka manofa fiara isika kah, sady mora noho ny mividy na ampaisaina mandavantaona aza de otran'ny manofa trano ihany. Saingy zah aloha tsy hi-saofera an! :-D
12. cutie ( 19/03/2006 20:44)
fiffi, mini no tiako, fa tsy antonona antsika io :-D
13. Fiffi ( 19/03/2006 20:54)
Herimiafina: wadrayyy !! kosa eh! ka ianao ve no lhl dia tsy ianao no soafera ? avela aloha ny vhv mba hiresaka sy handinika hoe mahay mitondra ve ny soafera :-D:-D:-D :*:*:*
14. cutie ( 20/03/2006 18:52)
fiffi hihihihihihihi avariny any andavaka any tsika roa :-D
15. Herimiafina ( 20/03/2006 18:55)
Sady zah mamo foana! Tsotra fotsiny, na zah ataonareo anaty coffre arriere na nareo miady de ze mandresy no miaraka amiko ao amin'ilay mini, hehehe=))=))=))=))
16. cutie ( 20/03/2006 19:18)
:roll::}:}:}
17. Herimiafina ( 20/03/2006 19:20)
:oops::oops::oops::oops:
18. cutie ( 20/03/2006 19:22)
za alou tsy hiady zany e,ny anay ny concept anay peace and love ihany :-D
19. Herimiafina ( 20/03/2006 19:25)
Ary tsy tinjy angaha ireny Charger na Lincoln ireny ry pissoa, favy koa ireny an!:-*
20. cutie ( 20/03/2006 19:28)
manafangaro ps ndray i herimiafina:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4397