You are here: home > Forum

Efa ho ngazana tanteraka ny Nosy

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : Efa ho ngazana tanteraka ny Nosy
Valiny : 3
Nanaingo - 12/03/2006 08:54
Ahoana no ho avin'ny malagasy raha ngazana tanteraka ilay nosy? ny kere aza efa matetika mahazo ny any antsimo? koa inona no hevitrareo?
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 12/03/2006 09:15
Citationny kere aza efa matetika mahazo ny any antsimo? koa inona no hevitrareo?

anontanio aloha ny ambassadeur raha tokony tenenina izany na tsia e! =))
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 12/03/2006 10:07
Nanaingokoa inona no hevitrareo?

Ndao ho tonga saina!
Raozy...

Noho izany, hiezaka aho, hitaona antsika mianakavy
Adidiko, adidinao, ndao jereo ny tanindrazana
O! ry Malagasy havana, ndao banjino ny ho avy
Aza ela intsony ianao sao ny tanintsika ho ngazana
O ! ry Malagasy ndao

...

http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v40d690c3ad597 ny tononkalo feno ho an'izay tia mamaky tononkalo.
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 12/03/2006 18:31
samia manentana ny tsirai2
Valio | Miverina eny ambony