You are here: home > Forum

Misy tsy azoko

Lohahevitra : Firariantsoa, Fankaherezana
Fitohizan'ny hafatra : Misy tsy azoko
Valiny : 15
Rainikarabo - 10/03/2006 10:34
Slt
Fa maninona no rehefa za no miditra amin'ny takelaka dia webmaster no misoratra hoe niditra za( eo amin'ilay namana niditra tao anatin'ny 10min), nefa rehefa ilay namako ato no miditra dia ny anarany no eo nefa ordi iray ihany no hifandimbiasanay?
Valio | Miverina eny ambony
Rainikarabo - 10/03/2006 10:37
izany hoe isaky ny miditra za dia webmaster no misoratra hoe niditra fa ny ps-ko tsy misoratra eo
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 10/03/2006 11:01
ka ny webmaster nie ka eto foana 24/24 eh! fa tsy hoe tonga dia ianao no hita voasoatra voalohany , jereo tsara fa misoratra ao iano fa aza ny webmaster no jerena voalohany !
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 10/03/2006 11:04
na ny namanao aza no miditra , mbola ny webmaster hiany no mihatomboka voasoratra ao!
Valio | Miverina eny ambony
Rainikarabo - 10/03/2006 11:06
tsy azonao ilay izy, rehefa miditra za dia tokony ny-ps-ko tokoa no misoratra eo, fa isaky ny miditra ny takelaka za dia ny webmaster no misoratra amin'ny ny fotoana hidirako fa tsy ny ps-ko. Andana jereo fa tsy hiala eto za fa actualiseko foana io pejy fandraisana io dia hitanao fa tsy mahita ps-ko eo ianao fa webmaster.Asa raha ny fanazavako no tsy mazava.
Valio | Miverina eny ambony
Rainikarabo - 10/03/2006 11:22
rehefa ny namako no miditra dia ny ps-ny no misoratra eo, izay izao no mahagaga anay ato
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 10/03/2006 14:58
mazava dia mazava tokoa moa izany fa ianao vao miditra namana zany io an! eto aho izao dia ny webmaster no hitako voalohany , avy eo dia izaho sns..... ka tsy aiko indray zany raha tsy ao ianao nefa tafiditra ao
Valio | Miverina eny ambony
Rainikarabo - 10/03/2006 15:01
hay marina ny anao fa ilay webmaster eo foana. Fa ny ps-ko mihitsy kay no tsy misoratra rehafa miditra za. Fa tsy maninona e, amin'izay koa za miditra invisible
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 10/03/2006 19:03
tokony nataonao ao @ "momba ny takelaka" angamba ity dinika ity satria ato @ namana vao2 no nasianao azy nefa ianao tsy fantatra na vao2 na tsia , ary io olana io dia tena momba ny takelaka . Na manaova ary ianao teny kely hoe zah ry zareo namana mba vao2 eto sns..... sa ahoana ?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 11/03/2006 00:47
manahoana,

Mbola tsy nitranga indray izany. Hojerena malaky.

Hery
Valio | Miverina eny ambony
otokar - 11/03/2006 01:07
Mitranga io rehefa tsy mameno ny momba azy ilay olona
Valio | Miverina eny ambony
Lejim - 11/03/2006 05:02
Sady tsy maninona izany ry rainikarabo fa rehefa tafiditra amin'ny pejy rehetra ato enao dia toa efa normale izany (amiko). Tsy haiko aloha e!
Dia mampamangy amin'i Karabo any! :-D:-D
Valio | Miverina eny ambony
njiji - 11/03/2006 08:21
OK msaotra betsaka!!! d mampamangy ko e!!!
veloma d biz b
Valio | Miverina eny ambony
njiji - 11/03/2006 08:25
OK msaotra betsaka!!! d mampamangy ko e!!!
veloma d biz b
Valio | Miverina eny ambony
Rainikarabo - 11/03/2006 08:44
hery, fiffi> zay fa nety androany ka
Lejim> marina ny voalazanao tsy misy lavina, ataoko tonga ny hafatra e :-D
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 11/03/2006 20:12
ok!
Valio | Miverina eny ambony