Reportage RF3 momba an'ny Madagascar (06 mars 2006)

1. sheran555 ( 07/03/2006 12:17)
Ahoana indray ity reportage anachronique ataon'ny RF3 momba an'ny Madagasikara, mikasika an'iLalamby izy io, maneo ny la Réunion kely taloha (2001, kanefa izao 2006 izao vao alefa. Toa milaza fa toy ireny ny misy aty ankehitriny. Soa fa mahita ny olona...
:oops:
novalian'i sipagasy ny 18/03/2006 16:48
2. diamondra27 ( 07/03/2006 12:51)
3. Samoana ( 07/03/2006 13:00)
sheran /Tsy nino ny tato an-trano nolazaiko fa efa rediffusion ny oronan-tsary sasany nalefa t@ FR3 ireny. Na izany aza anefa mbola zava-misy mandrak'androany ny fahantrana tsy hanoharana mahazo ny Malagasy SDF.
4. xxx ( 07/03/2006 14:42)
somary tara ianao fa efa discussion be io tao aloha tao fa ny hamehezako azy satria mba te hiteny aho dia izao ny filohampirenena iray dia tsy lalilany fahatàny koa fa misy ireo groupe de sociétés maromaro izay manohana azy sous- conditionsn'ireo izany no hahalàny azy e zava-misy izany fa tsy mandainga aho...dia ny pressions avy any amin'izy ireo izany no tsy maintsy arahin'ilay président raha ny ao dago ohatra dia ao ireo karàna izay azo atao hoe FETSY tokoa tsy milalao voro-maty fa lavo RATSIRAKA dia mody manohana an ' ZAFY dia avy eo indray manohana an' ideba kely indray dia izao I RA8 ...izany ho lasa mafia kely mihintsy e antony 1 io mampahantra ny gasy!!!
ao koa ny ara-bola ny mivoaka tokoa no betsaka noho ny miditra
ao koa ny toe-tsaina
ny angatahiko @ andriamanitra dia ny mbà tsy hisian'ny gréve in1 @ 2007 satria raha mbola kofona in1 mandeha @ izao ny économie dia asa angamba!!!!
5. boubounezy ( 07/03/2006 18:07)
aako alou dé té hody any tanana maitsy naita lé izy e! zé sary avokany eo avokany fa ny taniko taniko fona sady tsa foiko yyyyyy;-)


sheran555:

Ahoana indray ity reportage anachronique ataon'ny RF3 momba an'ny Madagasikara, mikasika an'iLalamby izy io, maneo ny la Réunion kely taloha (2001, kanefa izao 2006 izao vao alefa. Toa milaza fa toy ireny ny misy aty ankehitriny. Soa fa mahita ny olona...
:oops:



6. ravatorano ( 08/03/2006 06:57)
marna indray ny an kaboubounezy
fa na d zany aza lazaiko anareo fa tsary misy olona zany tsony eny amin ny lalamby manamorona an ampefiloha iny
marna koa ny tenin i samoana fa mbola mamely ny fahantrana aty ary tena mahonena ny vahoaka na d mba misy fiovana keli d kely aza
7. Fiffi ( 10/03/2006 05:04)
soahiany aza fa mba nisy fivoharana na dia kely aza!
8. jentilisa ( 10/03/2006 06:38)
fa ny devoly moa manao izay hahatezitra milaza hoe izao ve dia heverinareo fa tena mandeha mihitsy ny fiainana eto Madagasikara? Mamapahatsiahy iloay teny hoe: Hanky efa nolazaina hoe aza hinananareo ny hazo rehetra eto amin'ny saha? Hazo iray no norarana ka rehetra no nolazainy.
Eto indray, tsy hisy olona afaka hilaza hoe tena mandeha izany ny fiainana fa mitambesatra tokoa ny fahasahiranana, batsaka ihany ny mahatsapa fa miasa "ihany" ny fitondrana na dia tsy maharaka aza.
9. fijo ( 10/03/2006 20:26)
misy fanaratsiana le izy aloha e,fa anjarantsika no msaina ,fa tsika koa ve di ahandaingana lava eto e
10. diamondra27 ( 11/03/2006 14:43)
saika tsy hamaly aho nefa moa tsy naharitra ka aleo mba hiteny ny heviko.

Ny reportage tahaka ireny de mampalahelo aloha, kanefa aza de manana complexe d'infériorité e! hoe: manalabaraka sns...
Any Manille koa zao misy mpitsinjoka zordira de manin, kanefa nanaovana reportage ihany koa? Refa mahantra de mahantra ny firenena, fa zay no anjara de anjaran'ny mpanana no mizara ze mety araka izay azo atao.
Eto France koa zao be ny SDF=4mi , sy ny tsy ampy fivelomana de manin? Fiainana doly zany.
11. fijo ( 17/03/2006 20:48)
ny azy tsy asehony anao,fa afeniny.
12. sipagasy ( 18/03/2006 14:51)
oadray ry fijo aiza izay afenina eo???? zavatra mibaribary hita isan'andro io ve hiafina koa????vao t@ atoandro izao ny nisy resaka resto du coeur tao @ tf1 izany ve dia miafina????? abaribariny ny azy fa tsy afenina tahaka ny antsika manao valalan'amboa kannnn
13. Fiffi ( 18/03/2006 15:44)
:-D:-D:-D sipagasy: fa tena marina aloha izany an! fa saingy misy indro kely kosa angamba an! fa raha ny tena izy aloha , taloha io an! ny niatombohan'ny resto du coeur io dia ho an'ny SDF dis kanjo @ izao fotoana izao dia toa lasa croix rouge satria be loatra ny mahantra ka tsy naharaka intsony ny croix rouge se ny hafa dia ny resto lasa manai ny fizarana sakafo ho an'ny mahantra ary tsy misy hafeniny koa izany an!
14. sipagasy ( 18/03/2006 16:48)
ka izay anie ry Fiffi e! ny hafa mi wawawa hoe afenina ny mahantran'i frantsa fa tsy mba hita @ TV fa ny an'i Dago ihany ny aderadera tsssnefa dia izao mibaribary izao ny fahantrana tao @ Tv anikeo atoandro, tsssssssss aoka izay le wawawa tsy misy action kannnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5842