AMBALAVELONA

1. Fiffi ( 03/03/2006 15:12)
Tsy fantatra na finoanoam-poana na ankasom-parana na aretina. Nanomboka ny 6 janoary teo dia nitrangan'aretina hafahafa tao Vavatenina. Sekolim-panjakana, EPP ao amin'ny fokontany Ambatoaranana no tena lasibatr'izany aretina izany.
Raha ny fampitam-baovao nataon'ny zandarimariam-pirenena any an-toerana dia “toy ny ambalavelona ity aretina ity ka izay voany dia toy ny olona lasa adala na manao fihetsika tsy voahevitra”.

Tsy fahampian-tsakafo.
Tao amin'ity EPP Ambatoaranana ity dia voalaza fa “mpianatra dimy no tratran'izany aretina izany”. Voatery nakatona ity sekolim-panjakana any Ambatoaranana-Vavatenina ity noho izao trangan'aretina hafahafa izao. “Matahotra mantsy ireo ray aman-dreny sy ny mpianatra ary ny mpanabe sao dia hifindra ity aretina ity”, hoy ny zandary any an-toerana.
Ho an'ny dokoteran'ankizy izay nanontaniana ny fisehon'ilay aretina izay lazaina fa toy ny ambalavelona dia mety ho “aretina avy amin'ny tsy fahampian-tsakafo izay mitondra hery (vitamine, calcium) no mahatonga izao aretina izao. Betsaka ireo tsy ampy sakafo ny ankizy any ambanivolo ampian'ny fiovaovan'ny toetr'andro ka mety hiteraka io aretina io”.
Ho an'ny olona sy ny mponina any an-toerana dia “hafahafa ho anay ity aretina ity, hoy ny sasany. Ny hafa indray dia milaza fa mety ho ankasomparana izao tranga izao”. Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana dia efa manao ny fizaham-pahasalaman'ireo ankizy ny dokotera avy any Toamasina.
L'Express de Madagascar
Mpandrindra: Patrick Andriamahefa

Fa inona ry zareo izany tena hoe AMBALAVELONA izany ?
2. diamondra27 ( 06/03/2006 08:00)
toa tena tsy misy mahay akia le izy koa! sa matahotra le olona

ny zavatra haiko @ le ambalavelona aloha de ny effet-ny. Rehefa voadona le olona an, de manao fihetsika hafahafa 'zany, misy lamaody io , miova isantaona ny fisehony, t@ taloha de le oe: manao paozy ohatran'ny lalitra le olona voany, de ny sasany indray t@ taona hafa de manao toy ireny crise d'épilepsie ireny.
Fa raha voan'ny le izy "hono" aloha de tsy azo tsindromina le olona...
De aleo tohizan'ny hafa indray

tovolahy007: aiza enao fa mila anao 'zahay oooo!
3. boubounezy ( 06/03/2006 09:00)
:D za aki fiffi alou tsy dé mino lotra anizany ambalavela zany fa na dé marina aza fa tsika gasy dé annimistes, dé tellement mino anizany ny gasy sasany dé lazainy fa ambalavela fa tsy mba noeritreretina kely fotsiny ny fivoarany science dé miteniteny fona, fa misy tena tsy te ahalala anizany kou alou nefa e!:roll:


Fiffi:

Tsy fantatra na finoanoam-poana na ankasom-parana na aretina. Nanomboka ny 6 janoary teo dia nitrangan'aretina hafahafa tao Vavatenina. Sekolim-panjakana, EPP ao amin'ny fokontany Ambatoaranana no tena lasibatr'izany aretina izany.
Raha ny fampitam-baovao nataon'ny zandarimariam-pirenena any an-toerana dia “toy ny ambalavelona ity aretina ity ka izay voany dia toy ny olona lasa adala na manao fihetsika tsy voahevitra”.

Tsy fahampian-tsakafo.
Tao amin'ity EPP Ambatoaranana ity dia voalaza fa “mpianatra dimy no tratran'izany aretina izany”. Voatery nakatona ity sekolim-panjakana any Ambatoaranana-Vavatenina ity noho izao trangan'aretina hafahafa izao. “Matahotra mantsy ireo ray aman-dreny sy ny mpianatra ary ny mpanabe sao dia hifindra ity aretina ity”, hoy ny zandary any an-toerana.
Ho an'ny dokoteran'ankizy izay nanontaniana ny fisehon'ilay aretina izay lazaina fa toy ny ambalavelona dia mety ho “aretina avy amin'ny tsy fahampian-tsakafo izay mitondra hery (vitamine, calcium) no mahatonga izao aretina izao. Betsaka ireo tsy ampy sakafo ny ankizy any ambanivolo ampian'ny fiovaovan'ny toetr'andro ka mety hiteraka io aretina io”.
Ho an'ny olona sy ny mponina any an-toerana dia “hafahafa ho anay ity aretina ity, hoy ny sasany. Ny hafa indray dia milaza fa mety ho ankasomparana izao tranga izao”. Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana dia efa manao ny fizaham-pahasalaman'ireo ankizy ny dokotera avy any Toamasina.
L'Express de Madagascar
Mpandrindra: Patrick Andriamahefa

Fa inona ry zareo izany tena hoe AMBALAVELONA izany ?



4. ravatorano ( 06/03/2006 09:12)
boubounezy
5. Fiffi ( 06/03/2006 14:23)
tsy eplilepsie ve izany eh ?
6. diamondra27 ( 07/03/2006 12:55)
f'angah ny épilepsie azo provoquer-na(asiana ody le olona de voany)?
ambalavelona tsy épilepsie fa manana endrika ohatran'azy.

Raha reraka be le olona de mety mihetsika ny épilepsie-ny , de mila arahi-maso

Mila azavaina ve oe: ahoana ny fisehony olona en crise d'épilepsie alohan'ny hahatongavany?
7. booboo ( 07/03/2006 13:27)
Fiffi > aaa, androbe ny fiantso ny epilepsie @ teny malagasy fa tsy amabalavelona.

Diamondra27 > @ ankamaroan'ny malagasy a, rehefa aretina bizarre dia lazainy fa noho ny mosavy aby !
8. boubounezy ( 07/03/2006 18:18)
crise d'epilepsie no falalako reny aretina reny fa tsy androbe na mosavy na bilo alo e! talou nefa noeveriko fa zany bilo sy ambalavela na sisa kasou, fa zao refa mba nijery ny science de ita fa tena mitombona ny nyvolaza ny science

[quote=ravatorano]
boubounezy
9. Fiffi ( 08/03/2006 08:22)
booboo: misaotra akia an! ary izany androbe tena mbola tsy fantatro mihintsy an! :-*:-*
10. booboo ( 08/03/2006 10:10)
boubounezy > ary inona aza ny epilepsie @ teny malagasy ? Efa ela no nahafantaran'ny malagasy ny fisiain'io raha iraika io fa tsy epilepsie fotsiny no niantsony ilay aretina. Ny antony mahatonga ilay aretina fotsiny no tsy nisy sciences nanazava azy ireo dia izay takatry ny sainy no nentiny nanazavana ny antony nahatonga ilay aretina( mosavy, devoly, ....) fa ny fisehony sy ny fomba fitsaboana na fiarovana ilay marary dia mitovy ihany @ hain'ny dokotera nanao 8 et + taona teny @ faculté de medecine ihany.
11. Fiffi ( 11/03/2006 19:11)
mampiheritreritra izany rehetra izany an!
12. tovolahy007 ( 31/03/2006 02:49)
salut
zao e,:ody varatry mompera io ka de ny aza voany iany.
Misy ny ambalavelona,ary mbola misy hatramin'izao.
boubounezy>marina fa efa mandroso be zao ny siansa fa kosa mba mandeana any @ toerana ifotony mba mijery hoe tena misy Ambalavelona ve sa tsy,satria zay le olana @ zao,tsy haiko na ny gasy iany no manao an'io toetra io fa de hoe efa nianatra siansa de tsy mino izao sy izao,nefa lazaiko anao fa tao Ambohitrarivo Amparafaravola,any Lac Alaotra io,andro tsy fahavaratra fa ririnina no mirefotra ny varatra maina be @ zao,ary de mirefodrefotra @ zay io mandrapahariva ny andro.Nisy Anglisy avy ao @ University ny London tany t@ zay fa de nilaza fa "tsy mampino ny zava-misy eto Madagasikara",hay kainy ka misy mandatsaka le varatra,ny mpanao fanafody mazava hoazy no milalao izany.Mbola ao ko ny "fanainga lavitra" de asa hoe aoana koa ny fanazavanao an'izany,fa de zao mba mandeana any Alaotra de manaova fanadihadiana e,de @ zay enao afaka milaza fa siansa io na tsia.Enao koa ve zany tsy mino ny hoe "Tromba"fa de aty USA zao de misy vehivavy amerikanina nanao Peace Corps Volonteer tany Madagasikara,tao Vohenar izy no niasa fa de nidirana tromba tany,ary de mihetsika io tromba io refa te hietsika hatramin'izao ,eny fa na dia efa aty USA aza izy zao,fa de miaiky ny mpitsabo aty USA fa de tsy mahita na de soratra aretina eo @ fa de spirit io hoy ry zareo.
Ka izao e,misy ny mbola zavatra tsy hitan'ny siansa,fa kosa mbola eo ampikarohana,
Tohizana @ manaraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3741