mémoires d'une geisha

1. diamondra27 ( 28/02/2006 22:03)
mivoaka androany 01/03/06 lalaovin'i zhang ziyi,gong li, watanabe sy ny troupe-ny

milay an!
2. LazaRandri ( 28/02/2006 22:10)
tena mba nivoala aloha be kosa izy izany. hahaha. cinema aiza io ri diam? hahaha.
3. diamondra27 ( 28/02/2006 23:17)
aty france aloha no lazaina e!

fa efa t@ 2004 ange le izy no ni- réalise-na e!Mety efa nande tany @ pays hafa le izy.
fa inon no mampime an'i LazaRandri?
ne pleure jamais hono...
4. diamondra27 ( 28/02/2006 23:32)
jereo eto:http://allocine.msn.fr/film/fichefilm_gen_cfilm=28572.html
5. diamondra27 ( 28/02/2006 23:55)
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3476,36-746046@51-734175,0.html

io indray ny commentaire ny le monde raha hijery
6. LazaRandri ( 01/03/2006 01:58)
d rovina mivoaka aty tannarivo e?
7. Vanilla ( 01/03/2006 04:10)
:( Azafady raha misy tezitra na malahelo @ ity "reply-ko" ity fa tena diso fanantenana be za t@ ilay film!!! Big disappointment :( Ny zavatra hafarako alohan'ny hijerena an'ilay film aloha dia ny tsy maintsy vakiana ilay boky fa raha tsy izany dia tsy ahazo tsara na tsy ho tia an'ilay film mihitsy ianao. Za namaky an'ilay boky efa ela be dia naveriko novakiana indray talohan'ijerena an'ilay film dia avy eo nanantena hoe "very good production" araka ny pub fa...tena novain-dry zareo ilay script fa ny mahatsara azy angamba dia ny costumes ndry zareo sy ilay visual side of it (sorry)! Tena tsy mety mihitsy koa ilay natao @ teny anglisy fa tsy hoe teny japonnais (@ zay mba authentic kokoa)de hoe english subtitles na french subtitles. Niteraka discussion be koa io film io satria hoe chinois daholo no nahazo an'ilay big roles nefa ilay film japonnais dia tezitra ny Japonnais fa hoe manimbazimba ny cultureny. Tsy mety avaoakan'ny gouvernement chinois koa anefa ilay film satria ny probleme de guerre, histoire sy culture efa nisy hatrizay teo @ Japon-Chine, ka lazain-dry zareo (chinois sy ny gouvernement) fa manimbazimba ny culturen'ny koa io film io (indrindra fa hoe ireo biggest star chinoises no milalao azy). Ny mahagaga anefa dia ilay boky sy ilay tantara dia nosoratana amerikanina (tsy japonnais, tsy chinois) ok lasa lava loatra ilay commentaires lol...Sooo here is a review of the book and the movie in my blog at http://lalainamirana.blogspot.com/2006/01/memoirs-of-geisha-book-and-movie.html
8. dadabe ( 01/03/2006 05:16)
:°):°):°)
9. cutie ( 01/03/2006 14:25)
za mbola hiverina hamaky an'le boky aloha vo mijery.
10. diamondra27 ( 01/03/2006 17:05)
tsy mitovy tokoa aloha ny analyse-ny tsi 1-1 e! tsara amiko mety ho ratsy @ olona. Fa misy morale kosa @ le izy e!
Resaka rôle indray de hafa iny. Resa be an! tsy mety ihany koa aloha no fijeriko azy e!
Resaka culture: hummm!à discuter
actrices & acteurs: japs sa chinoises? peace and love??


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3845