SEFAFI

1. Fiffi ( 28/02/2006 05:53)
« Anelanelan’ny 6 marsa sy 6 avrily 2007 ny fifidianana » : Namoaka ny famakafakany momba ny fifidianana izay hi filohan’ny Repoblika ny Sefafi ( Sehatra fanaraha-maso ny fiainm-pirenena ) tamin’ny asabotsy 25 febroary 2006 lasa teo , satria ny fianinana nataon’ny Filoha amperinasa tamin’ny 6 mey 2002 no ara-dalàna.

Ny andiny faha-47 ao amin’ny Lalampanorenana no niaingan’ny Sefafi ka nahafahany namaritra io fe-potoana io .Nisy mpikambana 9 ao amin’ny Sefafi ankehitriny dia i Horace Gartien, Roger Bruno Rabenilaina , Jean Eric Rakotoarisoa,Madeleine Ramaholimihaso,Adelson Razafy,Noro Razafimandimby,Edilbert Razafindralambo , Sylvain Urfer
Nalaina tamin’ny gazety « Ao Raha » laharana0710
Mpanoratra: Fano R
novalian'i Fiffi ny 03/03/2006 05:30
2. fijo ( 28/02/2006 21:26)
iny aloha no aradalana e,fa ilay iray voalohany 22 febroary,koa sitraky ny vahoaka
3. diamondra27 ( 28/02/2006 23:44)
humm! ary toa misy bebe sy tantine-ko kay ao @ SEFAFI fa tsy nahalala akory 'za! (tena serieux io an)
Ary koa Tonton. Sao de resaka fivoriampianakaviana ary 'ty klé
4. fijo ( 01/03/2006 04:18)
momondra an,ary ny sipa taloha koa sao dia ao le?hi hi hi
5. Fiffi ( 01/03/2006 07:14)
diamondra: sao dia ao koa za? :-D:-D:-D
6. xxx ( 01/03/2006 17:26)

1)Horace garcien io ve tsy prof tany @ CUR taloha e?
2)Ramaholimihaso le mipetraka etsy Ambondrona-Soarano ve, sady manao expert-comptable?
3) Razafimandimby: ao Tsaralalàna sa efa nifindra trano? Sa olona mitovy anarana fotsiny?
4) Razafindralambo? Dokotera ihany koa ve?
7. fijo ( 01/03/2006 19:39)
de tsa misy fantako moa re fa za moa vahiny koa
8. Fiffi ( 02/03/2006 18:21)
hay tsy tao aho koh:-D:-D:-D
9. fijo ( 02/03/2006 20:26)
ahako koa tsa tao kno
10. Fiffi ( 03/03/2006 05:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2121