Tononkalo vakiraoka aloha

1. hery ( 25/02/2006 23:16)
Zava-baovao ao amin'ny takelaka vetso.serasera.org
Rehefa manoratra tononkalo ianao dia tsy voatery tonga dia aseho ho hitan'ny olona fa mbola azonao atao vakiraoka aloha. Amin'izay dia azonao tohizana sy hatsaraina tsara vao aseho.
Manomboka izao izany dia tsy voatery efa nahavita tononkalo iray feno ianao vao afaka mampiditra... atombohy ny tononkalo dia rehefa tsy mbola vita dia tsindrio ilay hoe Vakiraoka.
Ny lisitry ny tononkalonao vakiraoka dia ery amin'ilay hoe Tononkalo vakiraoka eo amin'ny fanoroam-pejy.
novalian'i bichette ny 02/03/2006 02:26
2. Fiffi ( 26/02/2006 07:39)
tsara kosa aloha izany eh! @ izay raha mbola lasa ny haigam-panahy dia mbola azo tohizana tsara =D=D
3. fiaritiana ( 26/02/2006 09:02)
=D=D=D
4. pissoa ( 26/02/2006 10:07)
=D=D=D=D
5. tafita ( 26/02/2006 19:03)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D
6. pissoa ( 28/02/2006 11:16)
Hery, zah irery ve no mahita an'io sa ahoana tsara ah? :roll: Nanandrana nampiasa vakiraoka zah dia nisy manome isa tsara be :°) nefa le izy vakiraoka :-D:-D
7. hery ( 28/02/2006 13:14)
pissoa> tokony ho ianao irery no mahita an'io... mety hoe nifangaro t@ hadisoana omaly izany.
8. pissoa ( 28/02/2006 13:26)
Ah - OK! Misaotra e.
9. bichette ( 02/03/2006 02:26)
=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4162