You are here: home > Forum

sempotra Antananarivo

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : sempotra Antananarivo
Valiny : 3
rasah - 24/02/2006 10:40
tena efa miharatsy ny rivotra sy ny tontolo iainana eto Iarivo: ny setroky ny fiara mitombo hatrany, ny fako misavovona hatrany, ny rano maloto miandrona ka mitondra aretina, ny fiadidin'ny tanàna anefa mba manao ihany fa tsy mahasahana izany rehetra izany.Mety ho vahaolana ny fisian'ny hetra momba ny fangalana ny fako ary tokony hisy koa ny hetra alaina @ fiara ka ny mpandoto be dia mandoa be(principe polluer-payeur). ahoana ny hevitrao?
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 24/02/2006 13:41
efa ela no tokony nisy an'izany. Misy manko olona tsy miraharaha mihintsy fa dia ny hoe izayahitana vola kely dia azo hatao daholo izao rehetra izao. ilay hoe "principe pollueur-payeur)" io an!
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 24/02/2006 17:19
natao ny sondage fa la ville la plus polluee dia Tana...
za ry reto tany dia tena kivy mihitsy tsy tia mandeha firy tao Tana, saika narary mihitsy za t@ ilay setroka tomobila..:cry::(
Valio | Miverina eny ambony
LazaRandri - 25/02/2006 00:24
fa tsy namokatranga indray angah ilay cooperation niaraka tam orinasa rainiboto tao Stuttgart?

azadino kou fa ra-Patrick ange Diplom tam chimie ny nataony e! Prop-2-in-1-sulfonsäure-Natriumsalz als Additiv zur Erzeugung strukturierter NiP-Schichten. k mety tsy voafehiny zany taranja "gestion de dechets" sy "environnement" zany na dia niainany isanandro aza tany Allemagne. Ny andraikitra sahaniny koa mety betsaka loatra.
Valio | Miverina eny ambony