mitady namana vaovao

41. arson ( 12/07/2006 11:07)
yogloo reto to tsy hita tsony a! sa efa nahita namana hafa any?
sa varina mihianana gloglo?
olotoano< zany ndray ve anontanina fa tonga de mifanerasera e!@ zay izy courage be!:lol::lol::lol: fa tsy menamenatra:oops::oops::oops:
42. batita ( 01/08/2006 09:16)
Tsisy probl zany fa paré za
43. arson ( 01/08/2006 12:41)
fa paré aona kay? tsy azoko mitsy
44. Laury ( 04/08/2006 05:36)
ny tenanay koo mba te hifampitsafa e!
45. ACACIA ( 19/08/2006 11:39)
ygloo:

(l):):!:



Vonona ny hifandray aminao ny tenako ary miandry izaho
46. ACACIA ( 19/08/2006 11:48)
tsara be ilay fifandraisana
47. mirana5 ( 04/09/2006 22:05)
Ary namana taloha napetrapetraka?:cry::cry::cry:
48. dolphe ( 08/09/2006 10:52)
Za koa aloha de vaovao e! Fa angamba ny ahy de tovovavy ihany no mba tiako atao namana....
49. Spooki ( 19/10/2006 12:22)
bjr!Za namana vao2
50. stenley ( 21/10/2006 15:22)
manao ahona daholo! isika e! sambany vao tonga eto ko de mba mitady namana e!
51. ramiro ( 02/12/2006 22:41)
voalohany mihitsy ihany koa ity, eh, mila namana aho e!
52. epsedo ( 06/01/2007 08:55)
53. Fiffi ( 11/01/2007 08:08)
:?:
54. Fiffi ( 11/01/2007 08:10)
Dia tongasoa daholo ianareo vao2 rehetra ireo....
De mba fenoy le mombamomba anareo ry namana mba ahafantarana na lahy na vavy ianareo ! de mazotoa mi-forum eh :)
55. mimi13 ( 16/02/2007 12:50)
(l)namana hanampy sa?
56. twin223 ( 21/02/2007 12:53)
:-@mitady kôfa iresahana zao DZAO RAHA METY.
57. twin223 ( 21/02/2007 12:59)
:?:ravakamalala V nibôsy tao@ peps antaninandra tà mbol kel ?
58. Laaloo ( 31/03/2007 16:42)
ygloo:

(l):):!:

salut,nahita hoe mitady namana vao2 enao de 'ty ah! mitady namana ihany koa satria vao2 manantena ho voaray ho isany namanao.

59. Fiffi ( 31/03/2007 20:12)
de tongasoa daholo indray nareo vao tonga ireo :) de aza hadino ny mameno le mombamomba anareo ...de mazotoa mi-forum :)
60. andry2007 ( 01/04/2007 11:20)
ygloo:

(l):):!:


:PMitovy izany isika fa saingy zaho tsy mahay miteny anglais fa mba ampianaro ra azonao atao sa tsy mety ity ny adiresy mail-ko ra ilainao andry.manampisoa@gulfsat.mg:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8239