certificat foncier

1. rasah ( 13/02/2006 12:51)
dia ahoana indray ilay certificat foncier vaovao io, inona ny lalàna mifehy azy io? ny lanjany ve mitovy @ titre ihany sa?mba omeo ahy ny lalàna izay manana
novalian'i dadouda ny 10/09/2017 13:06
2. Herimiafina ( 14/02/2006 14:18)
Amin'ny resaka fananan-tany dai misy ny:
-Occupation de fait: fampiasana ny tany sy ny vokatra azo avy aminy fotsiny.
-Occupation de droit: fampiasana ny tany sy ny vokatra azo avy aminy ary fahafahana mivarotra na manome izany droit izany amin,ny olonkafa.

Samy hafa ireo toe-javatra roa ireo.

Ny Certificat foncier dia taratasy entina hanamarianana fa afaka manao occupation de fait eo amin'ilay tany ianao na dia tsy anao juridiquement aza ilay tany.
USUS: droit d'usage.
FRUCTUS: droit d'en percevoir les fruits.

Ny titre foncier indray dia taratasy entina manamarina fa tompon'ny tany eo anatrehan'ny lalàna velona ianao.
USUS+FRUCTUS
ABUSUS: droit d'alienation (mivarotra, mamotika).

Raha ny lalàna momba ny tany misy ao Madagasikara anefa no jerena dia afaka avadika Titre foncier ny Certificat foncier (angamba) raha ohatra ka:
-Nampiasa ny tany nandritry ny fotoana maharitra ianao (Occupation durable 15-30ans).
-Nampiasa ny tany ampilaminana ianao (Occupation paisible). Tsy nisy olonkafa nitonona ho nampiasa na tompon'ny tany.

Ary izany dia amin'ny alalan'ny PRESCRIPTION ACQUISITIVE no hahafahanao mangataka titre foncier rehefa feno ireo condition ireo.

Tsara ny Certificat foncier satria taratasy afaka hiarovana ny olona iray nampiasa ny tany teo foana (Tanin'ny dadabe, sns) na dia tsy mbola manana titre foncier aza. Satria maro any Madagasikara ny tambanivohitra ny mamboly amin'ny domaine public ary tsy misy taratasy ary ny garantie de satria hoe teo fona ny razambe no namboly, sns, hany ka misy olona mahitahita mamaritra ny tany etsy sy eroa dia manala ny tambanivohitra izay efa teo amin'ilay tany satria ny taratasy ara-panjakana ihany no fantatry ny lalàna ho marina.
3. fijo ( 15/02/2006 04:28)
marina daholo,ny ampiako kely fotsiny dia le "fampiasana ny tany maharitra"io dia 30 taona.fa tsy 15
4. Herimiafina ( 16/02/2006 22:12)
Toa misy prescription abrogée izay koa anie ry fijo e! Dia izy io toa tsy maharitra 30 taona intsony fa toa à partir ny folo taona eo ihany de efa azo hangatahana fa tsy haiko tsara le condition!8)
5. fijo ( 17/02/2006 20:35)
rehefa misy fiovan'ny resaka fanantany no mety hitranga io.izany hoe raha manova rafitra momba ny fananantany ny fanjakana,dia matetika ny tanjona dia ny hanomezana titre ny olona nanamasaka ilay tany.ka eo,dia azony hatao ny mangataka ilay tany raha toa ka voamarika fa nampiasainy nandritra io 15 taona io le izy.
fa raha ny préscription no tiana hangatahana le tany,dia tsimaintsy miandry le 30 taona ihany.
fa raha manana le usu frui anie dia efa tsara e.le abusus lasa manao speculation na tany ny tanjona.hamidy hakana tombony.
6. Herimiafina ( 17/02/2006 20:37)
Izay mihintsy. Karazana risika mety hitranga amin'ny resaka apurement foncier izy io. Atao inona moa titre de propriété tsy hahafahana mivarotra fotsiny? Izany hoe raha omena an'io daholo de mety tsy hisy mhamboly intsony ny tany fa lany novarotana de lasa nifindra ny tambanivohitra.8)
7. fijo ( 17/02/2006 21:23)
izay mihintsy ny olana.le tanjona amin'ny refome anefa dia ny mba hambolen'ny olona sy hampitmbo ny vokatra.vao mahazo ny abisus nefa izy dia aleonyhamidy ny tany,dia villa no ho eo.
8. te ahafantatra ( 18/08/2014 06:46)

tsara mits lé mb misy mampahafantatra otrzao fa eto @tsika manko efa B no mpanambaka olona tsy mahafantatra @io resaka fananan-tany io
9. San90 ( 16/02/2017 21:41)
Salama daholo tompoko.za manana fanontaniana manitikitika:"raha misy olona manana tany, efa vita borne efa titré...efa 30 taona no nananjarian'olona an'ilay tany.....dia anefa aminizao misy olona milaza fa anazy ny tany, nangalatra ny lovany hono sns....dia nametraka fitoriana izi" dia nahazo convocation ny tompon'ilay tany dia rehefa tonga tany dia nahazo taratasy dia oe tsy maintsy valiana .
Dia mangataka hevitra aminareo tompoko. .inona no tokony hataony? Misaotra indrindra.
10. San90 ( 16/02/2017 21:44)
Salama daholo tompoko.za manana fanontaniana manitikitika:"raha misy olona manana tany, efa vita borne efa titré...efa 30 taona no nananjarian'olona an'ilay tany.....dia anefa aminizao misy olona milaza fa anazy ny tany, nangalatra ny lovany hono sns....dia nametraka fitoriana izi" dia nahazo convocation ny tompon'ilay tany dia rehefa tonga tany dia nahazo taratasy dia oe tsy maintsy valiana .
Dia mangataka hevitra aminareo tompoko. .inona no tokony hataony? Misaotra indrindra.
11. endriny ( 17/02/2017 05:12)
Rehefa manana titre ilay tompon'ny tany dia iny no entina miady eo @ fitsarana satria: "ny titra dia tsy voahozongozona ary tsy azo toriana" inattaquable et innalleable angamba moa ny fanoratana azy izay.

Fa fitia te hangalatra sy hamitaka fotsiny ny an'ny hafa.

Mankanesa eo Anosy eo @ Domaine dia rihana voalohany. Dia maka hevitra amin'ny sefo ao. Fa azo resahina tsara ry zareo
12. endriny ( 17/02/2017 05:14)
Rehefa manana titre ilay tompon'ny tany dia iny no entina miady eo @ fitsarana satria: "ny titra dia tsy voahozongozona ary tsy azo toriana" inattaquable et innalleable angamba moa ny fanoratana azy izay.

Fa fitia te hangalatra sy hamitaka fotsiny ny an'ny hafa.

Mankanesa eo Anosy eo @ Domaine dia rihana voalohany. Dia maka hevitra amin'ny sefo ao. Fa azo resahina tsara ry zareo
13. San90 ( 17/02/2017 08:30)
Misaotra indrindra .
14. dadouda ( 10/09/2017 12:58)
slm tpk, azfd saika ma hanontany : ra toa moa ka tsy nisy nikarakara mints ilay tany lovan'i Dadabe nandritra ny 20 taona mahery taorian'ny nahafatesany, izay marihiko fa efa nisy trano tanimanga avec tafo bozaka, d ravan'ny cyclone anefa taty @ 2005, d ilay fianakaviana anisan'ny lahimatoa mpandova izay tavela tao no nikarakara sy nanamboatra izany trano izany ho tsara b, d aona ny mety ho fipetrak'izay refa misy ny ady lova aty aoriana??? Misaotra sahady ho an'izay afaka mamaly tompoko.
15. dadouda ( 10/09/2017 12:59)
slm tpk, azfd saika mba hanontany : ra toa moa ka tsy nisy nikarakara mints ilay tany lovan'i Dadabe nandritra ny 20 taona mahery taorian'ny nahafatesany, izay marihiko fa efa nisy trano tanimanga avec tafo bozaka, d ravan'ny cyclone anefa taty @ 2005, d ilay fianakaviana anisan'ny lahimatoa mpandova izay tavela tao no nikarakara sy nanamboatra izany trano izany ho tsara b, d aona ny mety ho fipetrak'izay refa misy ny ady lova aty aoriana??? Misaotra sahady ho an'izay afaka mamaly tompoko.
16. dadouda ( 10/09/2017 13:06)
tohiny fanontaniako teo ihany : ra toa koa ka efa nisy nanorina trano ilay tany lovan'i Dadabe efa maty teo, saingy ny zanaky ny mpandova sy zafin'ny mpandova ian kou no nanao izany teo, d aona koa no mety ho fipetrak'izay, satria marihiko fa ny ankamaroan'ireo mpandova dia tsy nonina teo zan mints, fa any Antananarivo foana, d aty aoriana vao misy taitra sy hoe hikarakara lova. Asa ra mba afaka misy mamaly koa io azafady? Mankasitraka sahady tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9982