You are here: home > Forum

Namana vao tonga

Lohahevitra : Firariantsoa, Fankaherezana
Fitohizan'ny hafatra : Namana vao tonga
Valiny : 28
Pejy:  1 2 > 
petiterose - 13/02/2006 11:11
Miarahaba anareo rehetra eeee Vao tonga dia te hahalala bebe kokoa ny ato @ ity tranonkala ity eeee
Valio | Miverina eny ambony
maelys - 13/02/2006 11:43
tonga soa ary e mafinaritra be ato kah
Valio | Miverina eny ambony
jentilisa - 13/02/2006 12:44
dia miteny gasy ihany
Valio | Miverina eny ambony
mamzelkely - 13/02/2006 14:22
de mahafinaritra be ato ka de tonga soa aza e:-*
Valio | Miverina eny ambony
ndrena - 13/02/2006 14:26
Maro hisafidianana ato ka,jerijereo eo e
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 13/02/2006 15:14
tsy te hiala ato tsony refa tonga ato e
Valio | Miverina eny ambony
petiterose - 14/02/2006 07:53
ie, marina aloha izany e,mahatamana tokoa
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 14/02/2006 08:27
Tsatsan'ny ody fitian'ny serasera koa angah ndry ry petiterose? :-D:-D:-D
Tonga soa e, mahafinaritra beeeeee ato :-*:-*
Valio | Miverina eny ambony
petakorona - 17/02/2006 10:22
ary i pissoa tratran'ny ody fitian'iza??:wink:
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 18/02/2006 14:59
Hihihi - tsy teniteneniko an-njy mihitsy :wink:
Valio | Miverina eny ambony
fiaritiana - 19/02/2006 11:21
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 20/02/2006 18:29
Maninn akia ry fiaritiana
Valio | Miverina eny ambony
aina66 - 21/02/2006 07:00
faly mitsidikaanareo zah!
Valio | Miverina eny ambony
cix - 28/02/2006 16:47
pissoa
Tsatsan'ny ody fitian'ny serasera koa angah ndry ry petiterose? :-D:-D:-D
Tonga soa e, mahafinaritra beeeeee ato :-*:-*


manahoana daholo ô


















cix ihany ka mba niditra mbre tato za fa reko oué mahafinaritra be hono ato ko . marina ve ry reto zany an ?
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 28/02/2006 16:51
Iny kou fa nisy iray hafa tratra kle :-D:-D
Salut cix :-*:-*
Valio | Miverina eny ambony
Omega - 01/03/2006 10:44
Dia samy tongasoa ato amin'ity tranonkala ity zany tsika2, za koa mantsy vao2, dia mirary ny hitafa sy hidinika amintsika izay efa ato anatiny
Valio | Miverina eny ambony
Livakely - 05/03/2006 19:56
Sali daolo, za vô tonga kafaly tafaraka aminareo ato.
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 05/03/2006 20:40
faly mahanafatatra zany ry livakely!:-*
Valio | Miverina eny ambony
bandykell - 18/04/2006 12:42
miarahaba anareo rehetra i bandykell,
i bandykell dia vao niditra ato @ serasera, ka faly miarahaba antsika jiaby jiaby...
Valio | Miverina eny ambony
texe - 27/04/2006 15:17
tongasoa petiterose de milay be ato ok!
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >