rencontre amoureuse

21. sah7 ( 23/05/2006 09:19)
salut ry akama a! za ko mba te hanana namna mihitsy fa @ zao toa par interet daholo fa tsy misy sincère sa misy any?dia valio ary raha misy e!
22. booboo ( 23/05/2006 09:42)
sah7 > misy any ho any fa tadiavo tsara e ! :wink:
23. pimaso ( 29/05/2006 09:21)
Mila namana oa, ny any @ ati......;;
24. kipakkpak ( 25/06/2006 05:45)
Aza mifananihany amin'ity namana vaovao ity fa mahasoso-po e !
25. magbe ( 27/07/2006 06:54)
Fiffi:

:?:


Te ho namanao aho ka mba tiako ho fatatra ianao raha vavy na lahy ahafahako manohy ny fifandraisana
26. modhy ( 29/07/2006 08:13)
salut
fa ahona marina aloha ny momba2 anao e!
fa hotrany ahoana ahoana ny olona mba mety2 @nao
sao dia mba za?
27. arson ( 01/08/2006 12:42)
hahaahaha :-D:-D:-D:-D:-D tena vonona be angaha enao io e!:b:b:b:b:b:b
28. sarobidy ( 17/08/2006 06:52)
rapapa
29. sarobidy ( 17/08/2006 06:53)
kaiiii désolé fa kay tsy enao le izy hihihi
30. patrickolivier ( 19/08/2006 06:40)
faneva:

mba omeo ny adrese e- mail anao oe za



salut faneva
io le zavatra tadiavinao
boutata2006@yahoo.fr,de mba omeo ahy koa ny anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4804