Marina izany e! Tadiavo ao fa ao izy e!
Dia rehefa mba milazalaza izay momba anao ianao dia aza hadino ny manambara hoe namana ohatra ny inona no tadiavinao lhl sa vhv,alaina vady sa sipa sa namana fotsin e!
Be dia be ny teny fonosin'izany mitady namana izany o!
Tena marina mihitsy izany, lazao aloha ny mombamomba anao sao mba ilay hevariko fa mifanaraka amiko. Dia mba omeo ny adiresy e-mail anao aho ahafahantsika mifandray. OK!