Azo atao ny mamorona asa na manana asa fanampiny

1. rrgmt ( 04/02/2006 13:26)
Midira amin'ity tranonkala ity :
http://www.le-job-maison.net

2. naritsimba ( 07/02/2006 16:48)
Fifaliana ho ahy izay namana mpandrya anjara eto @ forum no milaza fa: ho avy tsy ho ela ny Fomba izay ialana à tsy fisian'asa, eazaka manokana nataon'ny mpikaroka sy ny Pasteur ao @ FJKM AMBOHIPO ZOARA-FANANTENANA IZANY MBA HIALANA @ TSY FAHAMPIAN'ASA. koa dia manentana ireo namana izay mahatsiaro fa tsy an'asa mba hiverina @ Fambolena satria ny tany no tena fototry ny fehavelomana sy ny fianinana.
Koa satria nahazo maimaim-poana izahay dia vonona hizara maimaim-poana, tahaka ireo izay natao teo aloha ka mbola tohizana hatramin'izao. Vonona ny hampiofan izay vonona fa tsy sanatria ka ho an'izay kamo sy miandry toloram-potsiny.
NARITSIMBA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1333