hevitra

1. zaza1 ( 03/02/2006 14:41)
manahoana,

Raha ohatra mitady fanampiana @ namana sasany @ toerana sasany dia ahoana no atao?
(oh: te hitsangatsangana any Paris ny tenako sy ny namako mitady trano mora, azo ipetrahana 3 andro ,olona 4, ampitampitao dia mba valio azafady)
Misaotra mialoha
novalian'i vale ny 13/02/2006 15:33
2. Fiffi ( 03/02/2006 16:15)
zaza: dia io zany fa efa nalefanao ny fangatahana ka dia miandry izay afaka manampy e!
3. Veloo ( 03/02/2006 17:16)
asa raha ho betsaka ny hamalyan'ity?
4. vale ( 03/02/2006 17:46)
Zaza: ny mba azoko hanampiana anao angamba an, dia toro-hevitra, araka ny fahafantarako manko dia tsy mora ny mitady trano hofaina eto paris, indrindra pour 3jrs izany ihany.
....Ankoatry ny taratasy madinidinika hangatahin'ny agence aminao, dia mila:
-Fiche de paie 6mois (les 6 derniers fiches de paie)
-Mila asa Contrat CDI
-Ny vola ny agence atao vonona (mazava ho azy):caution etsetra...
Ka anjaranao no manao izay hahitana ireo ary...
Ny mba torohevitro aloha ka hitako fa mety2 kokoa raha olona handalo fotsiny hianao, dia misy ireo Hotel mampanofa studettes à la semaines ireny.
Raha TOA KA MATOTRA (sérieux) ity antsonao ity dia mba mangataka ny adresse mailaka manokana ary fa afaka hanondro anao Hotel mampanofa studettes zaho.
5. booboo ( 06/02/2006 09:28)
vale > 8O.
zaza1 > dômazy zahay tsy Paris no mipetraka fa raha tsy zay dia noraisinay soa ianareo.
6. vale ( 06/02/2006 15:23)
:-D:-D:-D booboo tena henjana be akia à!:x:x:x
7. zaza1 ( 07/02/2006 16:06)
Matomatotra ihany aloha ilay fanontaniana fa tsy haiko na azo alefa ato ny adiresy na tsia
aza tezitra fa fanontaniana io
8. vale ( 13/02/2006 15:16)
zaza1> misaotra namaly! dia alefako hafatra ho anao izany é, dia tongava soa izany an!:-*
9. vale ( 13/02/2006 15:33)
zaza1: miala tsiny indrindra fa tsy tao antsaiko oe afaka ataoko ny mandefa hafatra :lol::lol::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2066