ANARAN-JAZA ARAKA NY TONON’ANDRO

21. lapino ( 31/01/2006 08:32)
Iiiiii, any @ dadanay izany fa tsy aty ko!
22. Fiffi ( 31/01/2006 10:26)
lapino: :-D:-D asaivo andefasany "photocopie" :-D:-D
23. fijo ( 31/01/2006 21:36)
lasa gaigy ny vazaha momba io anaran'ny gasy tsy voatery hisy hitovizany io
24. Fiffi ( 01/02/2006 10:21)
fijo: tena gaga mihintsy aza aho nahita ity lahatsoratra ity an!:roll:
25. fijo ( 02/02/2006 04:07)
ka izay no mampiavaka antsika e
26. Fiffi ( 02/02/2006 06:18)
fijo: marina aloha io e! fa aleko hiany koa aloha ny antsika e! :)
27. fijo ( 03/02/2006 19:53)
izay mantsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0489