Namana any Dago

1. ftma ( 20/01/2006 11:02)
Tsy haiko ny hitazona irery ny hafaliako t@ fihaonana t@ namana serasera tany Dago,tsy virtuel fontsiny ny maha mpinamana fa tena mifampitondra toy ny mpiray tampo. na dia ny ps aza no hifampiantsoana dia tsy misakana ny fifakatiavana sy ny firaisan-kina izany.
Misaotra betsaka anareo rehetra fa tena nahafinaritra ny fihaonana ary mampirisika antsika rehetra izay aty ivelany hihaona amin'izy ireo rehefa tonga any Dago.
novalian'i cutie ny 08/09/2006 20:53
2. dadabe ( 20/01/2006 13:23)
kozy ve ????:-@:-@ de iza avy no hitandry tany ??
3. avylavitra ( 20/01/2006 14:11)
salut ftma
Zahay koa faly fa tsy nanadino anay ianao na dia efa tafaverina any aza. Nahafinaritra ny fihaonana ary indrindra fa ny fifankahazoana nisy tamin-tsika rehetra.Misimisia ny namana mahay mifankatia toy ireny.
4. sipagasy ( 20/01/2006 14:18)
dadabe:

kozy ve ????:-@:-@ de iza avy no hitandry tany ??



mmmhhhhhh tsy azoko hoe inona ny maha tonga saina an'i ra dadabe @ izany?????


misaotra anjiko akia zolie Fa annn
5. Veloo ( 20/01/2006 17:10)
sipagasy a ka izy anie aky lina be fona rehefa mahita sipa e :-D:-D:-D (i dadabe io an )
6. fijo ( 20/01/2006 18:47)
milay ny namana rehetra na any na aty ka.fa ny mampiavaka ny any,dia misy maskita.hi hi hi sy mofogasy.
7. vale ( 20/01/2006 21:02)
Tena mahafinaritra tokoa izany ry ftma(l)indd ny namana rehetra any an-toerana isaorana izany e!:wink:

8. ftma ( 21/01/2006 07:34)
Fijo: milay ny namana rehetra fa ny tany kosa aloha tsy matahotra ny hifakahita e, tsy misy miafina izany, misy mantsy aleony mijanona vituel ny maha mpianamana.
dadabe: hitako daholo ny namana tany ka tsy voatanisako eto fa be loatra :lol:
9. methode ( 21/01/2006 14:17)
Tsara zany ko! De amin'ny manaraka ndray zany anjaranay!!! Ny aty koa ange mety manja ny namana aty e!! :lol:
10. sipagasy ( 21/01/2006 16:00)
Ka ho an'ny namana aty frantsa sy soisa aza dia mamerina ny fanasako t@ herintaona ihany aho @ mba hihaonantsika @ RNS 2006 izay any VICHY ihany e! ka ho hitanareo mitsangatsangana eny rehetra eny ihany aho miaraka @ ilay kitapoko kely transparent izay misy soratra hoe: SERASERA.ORG, enga anie mba hanantona ny tena namana fa tsy hitsikera fotsiny hoe "iny izany ilay sipagasy???" tahakan'ny ta@ taona lasa, enga anie ho an'ny lasa iny fa ny fihaonana ho avy ny hiarahantsika banjinina miaraka.
Mbola hiverina eo ihany aho @ andinindininy rehetra, fa manantena antsika ho maro e!hhih Mr Fijo mety tsy hisy maskita fa ao @ MC DO ny mihaona e!
11. sipagasy ( 22/01/2006 15:00)
ampiana ny namana avy any belzika & allemagne koa hono e!!! tongava maro aza e!
12. Vahinala ( 22/01/2006 21:09)
sipagasy > Raovina aky io ?
13. cutie ( 23/01/2006 13:05)
ftma, aza adino aza ny tantara a. 8)
14. sipagasy ( 23/01/2006 19:12)
Vahinala @ paka akia annn any @ rns any vichy izany e!
15. ftma ( 23/01/2006 20:39)
Methode: nga tsy njy irery no any?
cutie: tantaraiko ka miandry anjy fontsiny fa tena nahafinaritra be tany :wink:
sipagasy: mety feno namana any @ ity taona ity ka
16. methode ( 23/01/2006 22:08)
ftma> Misy hafa fa any Ouagadougou daholo ry zareo no mivangongo de za rery no ariany aty Bobo aty!!!
17. cutie ( 24/01/2006 20:54)
ftma, tsy tafa ao tsony za raha hianjy ao njy , fa tantarao any @ hafatra e 8)
18. fijo ( 25/01/2006 04:39)
ary hisy masikita ve le fihaonana aty???
19. Vahinala ( 25/01/2006 08:30)
sipagasy > Hay ve e, ohh za tsy aty tsony amzany koa ! :cry::cry:
20. sipagasy ( 28/01/2006 12:36)
hihih mr fijo ahoana raha mba ianao no mikarakara izay???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3484