You are here: home > Forum

Mitady fandefasana entana mora any dago.

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : Mitady fandefasana entana mora any dago.
Valiny : 3
xxx - 19/01/2006 15:51
Mba mitady fandefasana entana mora any dago re raol ra mba misy mahafantatra dia mba hilazao aho misaotra an'izay mamaly ny antso.
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 19/01/2006 18:21
de raha misy mahay koa ny fandefasana vola akoantran'ny western
Valio | Miverina eny ambony
tyty - 19/01/2006 18:33
xxx< tena za koa zao mitady,fa ny ahy rehefa misy olom-pantatra mandeha ireny no mampitondra aho

Diamondra< mada change no fantatro hoe azo andefasana vola koa, fa raha tsy maika ilay vola dia @paositra koa toa misy fa 48h vao azon'ilay olona.
Valio | Miverina eny ambony
rurik - 20/01/2006 08:57
ny haiko indray dia raha mahafantatra olona manana kaonty aty ivelany iaano ka atokisana tsara an dia miresaka aminy dia arotsakao @kaontiny zany le vola dia rehefa hitany fa ao ny vola narotsakao dia omeny any @fianakavianao ny totalin'ny vola narotsakao misy ny manao an'io fa mila olona tena azo antoka atoka aloha e ee resaka vola manahirana .


ny fandefasana entana dia toa lafo loatra ny mandefa any mada ko , tena efa mba nitady aho fa aleo ihany vola no alefa dia any midy raha resaka lamba na zavatra hafa asa aloha .
Valio | Miverina eny ambony