Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p

41. hery ( 19/01/2006 11:36)
:-)

Tsy misy fanaovana tsinontsinona ny vehivavy mihitsy hitako eto. Resaka fiara no tenenina. Hoe ny fiara dia mba tiavo ohatry ny fitiavanareo vehivavy io ry zalahy.
Dia inona no olana amin'izany?
42. mamzelkely ( 19/01/2006 11:48)
de nefa nge ry hery misy lhl tian fiarany koko no ny itiavany ny vadiny ee:lol:
43. jentilisa ( 19/01/2006 12:19)
misy mihitsy izany saingy indraindray ihany izy no tena tratran'izany e!
44. Herimiafina ( 19/01/2006 12:30)
Zah aloha tena saropiaro dirandoza amin'ny fiarako e, tsy misy mahazo mitana ny volant ankoatr'ahy, fa ny loza de na efa antitra aza dia tsy amidy izany fa mividy vaovao iray klé, hehehehe:-D:-D
45. Vahinala ( 19/01/2006 12:43)
Herimiafina > :-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. mamzelkely ( 19/01/2006 13:52)
herimiafina< zay ko zay le we zay mahidy ihany no very be:-D:-D
47. Herimiafina ( 19/01/2006 14:12)
Nahvery ahy angaha izao izany, any izay ilay 404 berline , maotera 504 vitesy plancher izay klé, tsy foinay izay an. hehehe:-D:-D:-D:-D
48. jentilisa ( 19/01/2006 14:33)
samy peugeot izany an!
49. fasaly ( 19/01/2006 14:57)
herimiafina, ny tranainy atao voiture de collections fotsiny de mividy vaovao ihany:wink:
50. lapino ( 19/01/2006 15:01)
Hain'i fasaly tsara ilay izy an! Fa ny olana dia hoe raha tsy omby ny garazy dia iza no atao any ivelany?
51. pissoa ( 19/01/2006 15:56)
Tokony ilay vaovao kah, satria ny vaovao efa misy alarm :lol:
52. Vahinala ( 19/01/2006 15:57)
lapino > Halebiazina ny garazy ka ! :-D:-D:-D
53. Fiffi ( 19/01/2006 19:01)
aiza isika izao ? :-D:-D:-D:-D
26- ny 1ère main hiany rangaha no tena azo hatokisana ah! :)
54. Herimiafina ( 20/01/2006 03:45)
Fa tsy misy ratsy otran'ny mitondra fiara misy fahavoazana an! Rehefa misy manenoneno tsy hay izay any anaty maotera na any amin'ny pneus any tsy azo mihintsy ny aina klé.8)

55. mamzelkely ( 20/01/2006 12:46)
zay kosa alo de marina mits ee de mila mahay manambôtra ko hihihi:-D:-D
56. jentilisa ( 20/01/2006 14:19)
tsy kapokapohana mafy be ve rehefa amboarina?
57. Vahinala ( 20/01/2006 19:19)
:evil::evil::evil::evil:
58. fijo ( 20/01/2006 19:20)
ny hadinon'i hery dia hoe ,tengitengeno matetika.
59. Vahinala ( 20/01/2006 20:52)
Faly ery nareo mampitaha anay vehivavy amin'ny vongajavatra an.:evil::evil::evil: Mampalaelo mintsy.
60. lapino ( 20/01/2006 22:14)
pissoa:
Tokony ilay vaovao kah, satria ny vaovao efa misy alarm :lol:

Kanefa ange ilay tranainy no azo antoka kokoa fa tsy misy hangalatra e! Sady aleo aza iny no hangalarin-dry lerony toy izay ilay vaovao!
Vahinala:
lapino > Halebiazina ny garazy ka ! :-D:-D:-D

Izay aza no hevitra mety! Dia tonga ao amin'ny garazy am'zay rehefa maraina, samy eo ilay fiara tranainy sy vaovao:
- "Hamonjy fety androany fa aleo ilay fiara vaovao no entina"
- "Ndeha hiasa fa aleo ilay fiara vaovao no entina, sady mba hampideraina amin'ny mpiara-miasa e!"
- "Aleo ity iray ity mba ahetsika ihany fa sao simba am-pitoerana eo fotsiny, sady mba hakana an'ilay entana ary Ambohitsihay. Toa tsy tsara entina any ambanivohitra koa angy ilay vaovao fa simban'ny lalan-dratsy any eo!"

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2499