Tononkalo misy mpanoratra maromaro

1. hery ( 16/01/2006 07:22)
Hitako misy tononkalo vitsivitsy iaraha-manoratra ato amin'ny vetso ato. Ahoana kay no fomba anaovanareo azy? Sady amin'izay ianareo samy hafa ny toerana misy anareo. Mila mitovitovy izany ny sentiment amin'ilay izy?
Ohatra iray fotsiny ity http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v42d79176ba87b
2. yonikafopl ( 16/01/2006 07:59)
Salut!! hery hihihh, mifanalavitra tokoa ny misy anay 3 mianadahy, saingy ampifanakekezin'ny nety hihi, sendra nifanena tao amin'ny yahoo zahay 3, de niresaka, de nandeha teo ny aingam-panahy, de lasa zao, nahavita tononkalo, fa mahafinaritra an,ilay sentiment toa miara-tonga rehefa samy faly mifankahita sy mifampiresaka amin'ny messenger ka.
Bizz mamy be ho an'i Ny Eja sy Malalason.
3. fiaritiana ( 16/01/2006 11:09)
mety zany ka!amin ny alalan ny net tokoa ary any ary misy mpanoratra ato amin ny serasera mangataka koa hoe hiaraka hanoratra ao amin ny nety dé mifanome fotoana dé mety!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3751