RESAKA TRANSMISSION

1. zah ( 09/01/2006 12:22)
Akory ny ny ato e! Mety ve ny manamboatra ny transmission (inn koa ty @ teny gasy leaza) manomboka mipoapoaka rehefa avily be ny familiana. Raha mbola kely ny fivilianany de tsy maninn fa rehefa lasa lavidavitra vao mipoakapoaka.
Sa de tsy maintsy hanolo? 405 le fiara.
novalian'i soasoafy ny 27/03/2006 13:34
2. fasaly ( 09/01/2006 16:55)
mipopoaka ahoana zany????maninona tsy manatnoana mpanamboatra fiara sao ahitandoza amzany, hanolo vaovao nefa raha azo amboarina lay io de ahoana???
3. era ( 09/01/2006 17:14)
tokony ho jerena fotsiny fa azo mbola vonjena @ fanamboarana ireny raha mbola tsy grave be( arakarak'izay partie voa e); raha eto amin'ny region parisienne ianao dia afaka jereko izany.
4. diamondra27 ( 09/01/2006 21:46)
ary nareo zany nge tsy manaraka lalàna e! f'angah tsy mahandry 26 juin na 14 juillet vao milalao an' le tsipopoka e! ndana ento haingana any @ garage sao iantsoana pompier eo vao loza
5. Herimiafina ( 10/01/2006 17:01)
Mila jerena mihintsy ny train avant-n'ny fiarana iray manontolo, fa betsaka ny mety hahatonga izany.
6. era ( 10/01/2006 18:16)
izany anie hoa e,
7. lavatsofina ( 20/02/2006 14:52)
matoa izy izay mipoapoaka dia mety vaky ilay fonony dia very daholo ilay menaka tao anatiny dia manomboka mipoaka izy.na tonga dia mandeha eny amin'ny casse fa toa tsy mihoatra ny 20 ny vidiny fa ny mametaka no tsy haiko fa antsoy an'ilay namana eo ambony io ,raha mifanaraka ianareo .Tsy resaka dokam-barotra ny ahy izany fa samy gasy.
8. Achia ( 22/02/2006 20:52)
Matoa izy zay mipoaka de efa tokony hisolo
9. soasoafy ( 27/03/2006 13:34)
Tsy vazivazy ve io resak'i lavatsofina io e? mba ataovy serieux fa za ko ange manana fiara kely R5 zay de ny transmiss°mintsy no voa e, tena serieux zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6051