Fanokafana maotera Nissan Pick-Up.

1. Herimiafina ( 07/01/2006 16:35)
Tsy haiko ny fiara hafa fa ny tiako resahana dia ny Nissan Pick-Up. Manary menaka sy gas-oil be foan ka rehefa nentina tany amin'ny mécanicien dia izao no nambarany hoe: ny Nissan rehefa nosokafana maotera indray mandeha dia tsy tafaverina amin'ny laoniny intsony ka manao toy izay. Marina ve izany?
2. adam ( 07/01/2006 17:53)
teknolojia @izao fotoana izao aloha efa tena avo lenta e!saika miakatra ambony fitaovam-pitilina "banc d'essai" avokoa ny singa tsirairay avy miala tsiny fa ny resaka momba ny fiara tsy dia mbola misy dikan-teny @ mlgs loatra fa rehefa soloina vaovao ny segment sy ny chemise ary ny injecteurs ary ary jerena tsara ny pompe d'injection dia ny calage rehefa olona matianina dia mahavita azy daholo:idea::idea::idea:
3. Herimiafina ( 07/01/2006 21:14)
Izay indrindra angamba ry adam an, kanefa anie ka na tarage injecteur aza ny an'io fiara io dia miakatra banc d'essai e. Ny fanamboarana azy dia garazy lehibe manana ny teknolojia sahaza an'izay, kanefa dia izy no mitranga.
Marihina fa nentinay manao Tanà-Tsiroanomandidy lava io fiara io isak'erin'andro, ka rehefa mandeha elaela iny izy vao manao an'io manary gas-oil sy menaka io.
4. adam ( 07/01/2006 22:42)
za aloha mpitaiza diesel fa mahagaga ahy ihany izany raha mbola ampy tsara ny compression tsy misy olana loatra ; le manary menaka manko dia izao tsy etanche intsony ny segment sy ny chemise na koa tsy ampy ny debit gasoil de tsy mandrehitra tsara izy dia miaka-menaka ho azy ny motera ; retardena kely fotsiny aloha ny motera de ho hita eo indray
5. Herimiafina ( 08/01/2006 07:00)
Misaotra an'i adam.
Fa mahafinartra ny mitondra azy, ny heriny dia tsy misy fiovana mihintsy, maotera lent (miadana) ilay izy ary mifampitana amin'ny 4x4 mitovy saranga aminy rehefa fiakarana, saingy rehefa làla-mahintsy fotsiny no somary verezin'ny fiara sasany.
6. adam ( 08/01/2006 08:14)
ze tonga ihany no arabaina e:lol:
7. Herimiafina ( 08/01/2006 21:34)
Ka iny indray miankina amin'ilay mpamily kah, io fiara io izao dia tsy hanaovana vitesy velively no hitondrana azy fa misy antony (asa).
Fa nedala klou tena tsy manary izany mihintsy e, indrindra refa fiakarana.
8. tiamamboly ( 10/11/2016 06:40)
Herimiafina>>>>
za efa ela be no nampiasa nissan pick up, fa azonao lazaina ve aloha hoe inona ilay moteur nao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1225