You are here: home > Forum

Hivoaka hono ny 207

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : Hivoaka hono ny 207
Valiny : 24
Pejy:  1 2 > 
hery - 03/01/2006 10:06
Hivoaka amin'ny herinandro ambony io hono izany ny Peugeot 207. Ny endriny aloha dia mamono lolo... toa matanjaka ihany koa.
Io indray izany ho hifampitady amin'ny clio-n'ny Renault
http://www.channel4.com/4car/media/spyshots/P/peugeot/207/03-large/peugeot-207-dec-01.jpg

http://www.channel4.com/4car/gallery/spyshots-2005/P/peugeot-207/207-dec05.html
Valio | Miverina eny ambony
Fanja1 - 03/01/2006 11:15
mmhhhh tsy tiako aloha raha ny endriny e... aleo ihany 306 lol
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 03/01/2006 12:16
le C6 berling, le olona aoriana afaka manosika @ bouton le seza eo aloha, cache cide poche, intérieur confortable , humm milay an, efa hivoaka rahampitso ka
gasoil: 52600euros
essence: 41900 euros
Valio | Miverina eny ambony
hery - 03/01/2006 12:45
diamondra> ahoana ilay hoe le olona ao aoriana afaka manosika ny seza eo aloha? Iny tokoa mantsy mandreraka be rehefa hitanao hoe tery ny toerana aoriana... fa tsy manembatsembana ny saofera ve zany? :-D
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 03/01/2006 13:17
ka refa mahita oe tery izy de misy bouton azony tsindrina ao de mikisaka ho azy le olona

an an an tsy manembatsembana ka
Valio | Miverina eny ambony
kally - 03/01/2006 14:31
Izaho aloha laingalainga fa raha Peugeot sy Renault aoka ihany fa misaotra.
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 03/01/2006 15:08
tena milay izy zany fa otrinona klou ny vidiny e!
kally: ié misy mikilay mahintsy alou hoe tsy te hierika peugeot e!
Valio | Miverina eny ambony
Samoana - 03/01/2006 15:09
Vao navaokan'ny magazine vazà "Que choisir" omaly fa resin'ny japone sy ny koreana ankehitriny ny fiara erôpeana ( frantsay sy allemand ). Na izy tompony aza tsy tia raha natao ny sondage-na frantsay 17.000 !!
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 03/01/2006 15:29
zà klou de ny marika japonnais ihany no tiko e!
matanjaka , mateza tsy de misy problema firy mihintsy
marika vazaha, allemand tsa de voako loatra indrindra fa allemand tsy te hierika tsony....
Valio | Miverina eny ambony
mamzelkely - 03/01/2006 15:33
bofffffffff ts de mifanalavitra am 206 anie izy zany ts de tiko alo eee enfin mety mafatifaty ihany angamba io a vhv no mitndra azy
Valio | Miverina eny ambony
kally - 03/01/2006 16:52
Ny ahy tsy miala @ fiara allemand aho e!hafa ihany!!!
Valio | Miverina eny ambony
Ralay - 04/01/2006 19:29
Misy marina daholo ny voalazanareo fa ny fiara frantsay amiko dia tsara motera sy tenue de route fa ny finition dia tena zero mihintsy raha tsy haut de gamme % @ ny allemande sy ny japonaise .Ny er model fa ny ahy aloha dia voitures allemande foana hatramin'izay e.Ny japonaise koa tsara na dia lafo piece aza dia mafy sy bonne finition.Andraso hivoaka fa anaovako essai ny 207 dia lazaiko anareo ny impression-ko e
Valio | Miverina eny ambony
kally - 04/01/2006 19:43
Izay mihitsy Ralay a! dia antsoy aho haka sary eo akaikiny :wink:
Valio | Miverina eny ambony
Ralay - 05/01/2006 13:23
Zany ve ry kally entiko mitaingina mintsy njy e.Fa raha mandinika io sary eo ambony io aho dia toy ny 307 phase2 ihany raha io no 207 sur le plan estetika aloha dia efa tsy dia voako loatra e.
Valio | Miverina eny ambony
mandrindra - 05/01/2006 15:49
Io goaka be natao hidiran'ny rivotra io eo aloha io, nanomboka tamin'ny nivoahan'ny 407, no hitako fa manimba ny tarehin'ny Peugeot ankehitriny.
Valio | Miverina eny ambony
Ralay - 05/01/2006 16:20
Jereo eto ny sarin'ny P307 http://www.307.peugeot.fr/
Valio | Miverina eny ambony
Herimiafina - 05/01/2006 17:13
Asa raha marina izany fa ny génération pegeot taty aoriana rehetra hono dia mora mi-decalle ny maoterany, tara izany na avansa, tiako ho fantatra?:?:
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 05/01/2006 17:47
na 307 na 207 to mitovy ihany kle.. ary kely anie izany e bilikita mihitsy
Valio | Miverina eny ambony
pitchou - 05/01/2006 18:34
tsy atakaloko varamba rangah a! hihihihihi
Valio | Miverina eny ambony
kally - 05/01/2006 19:45
pitchou> Varamba anie fidinana ihany no tena miril' fa rehefa hiakatra iza no hanosika?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >