Tandremo ny fisarahana :-)

1. hery ( 03/01/2006 07:30)
Namaky tononkalo anakiray lalina dia lalina nosoratan'i randria aho. Aza mba misaratsaraka ihany fa samy migoka antsokosoko ny vokany.
toa izao ny sombiny
Asiako raki-teny ny fahatsiarovana azy,
vinaniko de antsa nipololoitra teny,
hameno ty toloko niraviravy teto
fa nisy nitomany ny fisarahanay...

http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v43b5a97a79ce7
novalian'i memerz ny 14/01/2006 22:49
2. jentilisa ( 03/01/2006 09:24)
ny fisarahana ve moa tsy hisy alahelo indrindra fa hoe mbola tia ny iray!
3. diamondra27 ( 03/01/2006 10:20)
f'angah tsy mbola henonareo le hiran'i Hélène Segara : on oublie jamais rien on vit avec
4. ainaheri ( 03/01/2006 11:57)
Ka refa tsy hifanaraka kosa tsy aleo v misaraka
toy zay hifanapotika fotsiny!!
5. fasaly ( 03/01/2006 14:27)
ny fisarahana na samy mpiray tampo na mpihavana zao rehefa hisaraka etsy ivato iny de tena ranomaso be sy alahelo be mahintsy, rehefa fisarahana de tsy mainty marary ary mamela ratra kely fa ho sitrana vetivety ihany e!
6. memerz ( 14/01/2006 22:49)
Ny ahy izay efa roa taona no tsy sitrana ny feriko satria roa taona izay no nanadaozako an'i Dago. maratra mafy mihintsy e!, Zà koa tonga dia solo be aty, normal raha ohatra ka maratra ana, sa ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.79