Fampitahana tsotsotra

41. fasaly ( 09/01/2006 21:41)
oujjjjyyyyyy! ary nitsakoàhana angah njy zany ry ralay:?::lol:
42. Herimiafina ( 10/01/2006 01:51)
kally:

Herimiafina> Any @ casse-nao aiza? Any @ garage concessionnaire no mandeha misolo pièce d'origine koa casse ahoana aary?


tsy haiko akia fa ny fahalalako an'ireny piesy carooserie ireny an, de na laina avy amina fiara tsy lafo na demodé efa halefa hopotehina, fa normalement tsy manamboatra piesy natokana hanaovana reparation carrosserie ny panamboatra.

43. Ralay ( 10/01/2006 09:12)
Tena tsakoahana ilay daba ry fasaly dia mitady tsy ho fidele intsony zah fa mitady hanary an-dalana ity ordi ity :lol:
44. fasaly ( 10/01/2006 12:45)
ralay tandremo ary zany fa sao mi tomber en panne any ho any an! manjary hampirafy zany zao fa tsy fidely tsony!!!!!
45. Ralay ( 10/01/2006 14:41)
Ka zah aza nie mba nalahelo ry fasaly fa tsy nasin'ny mamanay sy papany hoe fidel ny anarako e nefa mba te ho fidel zah :lol:=))dia tsy mety ho fidel mandrakizay raha tsy manova anarana =((
46. kally ( 10/01/2006 15:37)
Herimiafina:

kally:

Herimiafina> Any @ casse-nao aiza? Any @ garage concessionnaire no mandeha misolo pièce d'origine koa casse ahoana aary?


tsy haiko akia fa ny fahalalako an'ireny piesy carooserie ireny an, de na laina avy amina fiara tsy lafo na demodé efa halefa hopotehina, fa normalement tsy manamboatra piesy natokana hanaovana reparation carrosserie ny panamboatra.




Dia fantaro ary fa misy izany ary efa nisy foana mandra-pahafeno 10 taonan'ilay fiaranao.


47. Herimiafina ( 10/01/2006 16:40)
Ka ny mahagaga ahy anie ry Kally de matetika ny piece d'entretien toy ny filtres, pneus, sns izay mahatratra eo amin'ny 50% ny vidin'ilay fira vaovao no betsaka sady mameno ny fanamboarana e! Fa ny ailes sy ny capot ary ny coffre toa tsy dia mbola naheno zah klé. Ny parechoc no mety hisy fa le ailes amidin-dry zareo ao Dago ao dia tsy sortie usine fa efa nampiasana tamina fiara hafa.
48. kally ( 10/01/2006 19:55)
Herimiafina> Ka aiza ary no hifankahazo ny resatsika roa, f'angaha moa tao Dago izany no nosoloiko e? Fa na izany aza lafo(mahazo tômôbilina kelikely mbola tsara tranainy ) saingy izaho angaha no nandoa azy fa tsy ny assurancen'ilay nandona.Ta-hanao aminy eo koa!!!
49. Herimiafina ( 11/01/2006 02:56)
Fa na dia izany aza klou ry kally tsy misy mbola tiako ohatran'ireto karazana fiara manaraka ireto an: Mercedes 4x4, Range Rover le taloha sy le discovery, Jeep GrandCherokee, Chevrolet, raha fiara entina andavan'andro.

Raha plezira njay na course de ireny BM serie Z ireny no mba tena fihako.

Fa ny ahy mila mikitikitika ny tanako de mila fantatro daholo ze zava-mitranga rehetra ao anatiny vao tena tiako ilay fiara, tsy ampy ahy mantsy le mitondra fotsiny e. Otran'ny avion ihany io, mila mahafantatra tsara ny mecanika ny co-pilote vao afaka miainga.
50. rakotoxyz ( 27/01/2006 17:56)
I toi anga manana volvo? za koa manana fa le efa tranainy. S70 5 cyl 2.5l turbo 193 chevaux. Mahafapo tokoa sady tsy de mandany solika.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.148