Fampitahana tsotsotra

21. Herimiafina ( 07/01/2006 06:40)
Raha 4x4 japoney ndray klou de zah tsy miala amin'ny toyota 4runner sy hilux e! Indrindra rehefa somary chargé iny izy, mi-tira tsara any amin'ny lalantany rehetra any Dago any, hummm
22. kally ( 07/01/2006 17:41)
Ny an'ny zapone matanjaka fa ny mahavoa azy ange mora lo be ny vatany, asa na maninona fa mora simba be mihitsy ny carrosserie.
23. adam ( 07/01/2006 18:08)
manandràma volvo de ho hitanao ny tsirony
24. Herimiafina ( 07/01/2006 21:15)
Kally, ka iny indray tsy olana fa mila mahafantatra tolier favy be fotsiny indry de lasa izao e. Raha any Dago klou de ireny ihany no hitako fiara mety e.

Rehefa mba mivarotra iny ny ambassade na ireo organisme international ireo dia mba manontania ihany fa tena favy be.
25. Vahinala ( 08/01/2006 12:11)
Nena Wolks Wagen no tiako, ny lafy tsarany tiako ny hendriny ary mahafinaritra ahy, ny lafy ratsiny lafo pièce no sady sarotra tadiavina indrindra fa ra any Dago.
26. kally ( 08/01/2006 12:24)
Herimiafina> Ka izay no tsy ialàko @ fiara allemand aloha, izaho sarotsarotiny izay ihany mantsy.Ny ahy indray mandeha nanaovan'ny olona marche-arrière teo @ parking,nisy pempo ny aile gauche fa tsy nanaiky aho fa nosoloina tanteraka ny aile pempo iny fa tsy namboarinamboarina izany, ny ahy mijanona vaovao foana ny tômôbilina.Ny vady sy ny tômôbilina ny ahy tsy azo indramina izany na hitomany eo aza.
27. hertix ( 08/01/2006 20:04)
tena tsy misy ohatra ny fiaran-drainiboto aloha e! Matevina tsara ny vatany, mafy ny train avant, matanjaka ny motera, aman-taonany vao mila mikitika, indrindra ny Mercedes sy ny BMW. Saingy ny olana aminy dia izy lafo pièces sady mihinana solika betsaka. Fa na izany aza dia aleo izy ihany. Raha 4x4 indray dia tsy misy toy ny Toyota.
28. fasaly ( 08/01/2006 20:52)
ka zay wa! lafo pièce be ny fiarandrainiboto
raha resaka look izy de tena hummm be mahintsiny
fa lay pièce, manadany solika tena, aleo ihany hilamina fa efa andron'ny fitsitsiana zao knou!
29. Herimiafina ( 08/01/2006 21:30)
Kally: ka na soloina aza anie de efa tsy vaovao itsony ilay aile napetaka satria tsy misy manamboatra aile hamidy izany fa ny any amin'ny casse no recupérer-na e.
Fa ny ahy klou ry zareo de tsy tiko rhaa tsy maitriser-ko tanteraka ny fandehan'ny rehetrarehetra ao anaty fiarako an, tsy afampo izaho raha mitondra fotsiny izany fa mila fantatro toy ny paosiko ny fiarako, mba marina e, toy ireny manao cechlist ireny mihintsy e.
30. Ralay ( 09/01/2006 04:29)
Ny fiara dia arakaraky ny puissance (cylindré) moteur ihany no mampihinan-dasantsy na tsy mampihinana azy ary miankina @ fomba fitondranao azy koa ka normale ny fiara allemande raha mihinana kokoa nohon'ny hafa satria grosse cylindré fa raha ny fiara madinika allemande dia tsy mifankaiza @ fiara hafa ihany ny conso-ny
31. fasaly ( 09/01/2006 11:10)
ralay: kou ni roule tam fiara puissante aho taloha tsy mandàny lasanty noho amzao satria moins puisaante no ampiasaiko amzao nefa minana be mahintsy fa poriatiko be klou e! fa aleoko ihany lay puissante ka!......mandeha toute seule lay izy indrindra eny am autoroute....tiko ny mandeha mafy mantsy de izay...
32. Ralay ( 09/01/2006 12:13)
Ka zany aza izy hoe hampiriatinao ry fasaly :lol: ka ohatran'ny ol ihany anie io e mihinan-kanina be rehefa miasa mafy mila calorie :D Fa firy Cm3 aloha izany puissante-njy taloha tsy mihinana zany e? tokony notazominjy izy zany raha izany.:wink:
33. fasaly ( 09/01/2006 13:42)
ka nisy blem de no likidé-ko tany fa tssssss...!
zao 1300 no ampiasaiko fa mihisatra velona na vao mi demarre fotsiny aza.....fa mihinana lasantsy ihany na ny lasantsy kou no niakabidy fa au lieu mametraka 20 euro ohatra taloha de mametraka pour 40 euro ve!!!
fohy tongotra zao tsa sahy manitatra dia tosny fa lafo ny lasantsy knou!
34. kally ( 09/01/2006 14:19)
Herimiafina:

Kally: ka na soloina aza anie de efa tsy vaovao itsony ilay aile napetaka satria tsy misy manamboatra aile hamidy izany fa ny any amin'ny casse no recupérer-na e.



Herimiafina> Any @ casse-nao aiza? Any @ garage concessionnaire no mandeha misolo pièce d'origine koa casse ahoana aary?
35. dadabe ( 09/01/2006 14:28)
aleo hoa fiara japs ihany e
36. fasaly ( 09/01/2006 16:57)
ny ahy kou lou japs ihany e!.......mbola tsy nanana blem tamin'io mintsy zà de aleoko fidely e!
37. Ralay ( 09/01/2006 17:50)
Ka rehefa tsy misy blem anie dia fidely foana e fa raha vao manomboka misy ny blem dia manomboka tsy tia koa :lol: marina aloha f
38. Ralay ( 09/01/2006 17:50)
nisy blem iny zao f
39. Ralay ( 09/01/2006 17:53)
mbola nitohy ny blem fa mandeha ho azy ny valiteny tsy mahandry tantana :lol:
Tohin'ny ery ambony: Marina aloha fa mafy ny japs e ary tena tsara tokoa sady rapport qualité prix izy di
40. Ralay ( 09/01/2006 17:54)
Mbola mitohy ihany ny blem fa raha rapport qualité p^rix aloha dia imbattable izy e. Enfin vita ihany ny tiko lazaina marina :lol::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4594